Manasoa Farm Alasora

Manasoa Farm Alasora Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manasoa Farm Alasora, Farmers market, Alasora, Antananarivo.

Efa henonao ve ilay akoho🐓 GOLIATH KUROILER mahatratra 7kg na mahery ilay haingam-pitombo be ❓ Araho ny pages ahitanao ireo fomba fiompiana sy torohevitra ary vokatra maro isan-karazany ato aminay
(kitio ilay hoe SUIVRE)

Mahay maka sary be nenay ato❓
18/04/2026

Mahay maka sary be nenay ato❓

Couple kuroiler pure indray no atolotray ho anao maniry ny ahazo vokatra mahafapo kokoa 🐓
19/03/2026

Couple kuroiler pure indray no atolotray ho anao maniry ny ahazo vokatra mahafapo kokoa 🐓

Iza no mbola tsy nahazo Caille (Papelika)......
19/01/2026

Iza no mbola tsy nahazo Caille (Papelika)......

Vendu✅Alefanay amin'izay izy fa zay vao tena mila vavy izy o, 4mois mahery zao izy dia 4kg ny lanjany 🐓 pure kuroiler 10...
03/01/2026

Vendu✅
Alefanay amin'izay izy fa zay vao tena mila vavy izy o, 4mois mahery zao izy dia 4kg ny lanjany 🐓 pure kuroiler 100%
Fondation tsara be....😊 80.000 ariary

Zara sary 🤗Toy izao ny Kuroiler pure 100% sady avo no vaventy Firy mois ary izy o 🐓😅
31/10/2025

Zara sary 🤗
Toy izao ny Kuroiler pure 100% sady avo no vaventy
Firy mois ary izy o 🐓😅

1 mois izy mi-rahalahy zara sary kely aloha.....tsara fona rehefa manana ilay tena pure maroroka be afaka Andro mihintsy...
31/10/2025

1 mois izy mi-rahalahy zara sary kely aloha.....tsara fona rehefa manana ilay tena pure maroroka be afaka Andro mihintsy mijery azy isan'andro🐓

Vendu✅Reto misy efa zatra miaraka kely.....taizan-joky 🐥 pur 100% ireo an, enina isa ry zareo izay haka azy100.000 ariar...
22/10/2025

Vendu✅
Reto misy efa zatra miaraka kely.....taizan-joky 🐥 pur 100% ireo an, enina isa ry zareo izay haka azy
100.000 ariary

Kuroiler pur 100% tsy misy consanguinité indray no atolotray ho anao, tsara be atao fondation 🐓2 vavy ngeza be : 5mois m...
15/10/2025

Kuroiler pur 100% tsy misy consanguinité indray no atolotray ho anao, tsara be atao fondation 🐓
2 vavy ngeza be : 5mois milanja 3kg latsaka vao nandatsaka 5 avy 🥚
Lahy iray: 6mois milanja 4kg
Alefa miaraka izy telo efa tena miasa mampidibola tsara 😊 mp aingana izay haka azy ireo

Efa misy indray ny ATODY KUROILER fécondé  (Azo akotrika)  pur 100% 🐓 amin'ny vidiny 4000 ariary miampy fiche technique ...
10/09/2025

Efa misy indray ny ATODY KUROILER fécondé (Azo akotrika) pur 100% 🐓 amin'ny vidiny 4000 ariary miampy fiche technique fiompiana.
-Ny tombony amin'ny fiompiana akoho kuroiler :
mora karakaraina, mitombo haingana, mahatohitra aretina kokoa ary mamokatra atody sy hena betsaka izany hoe Dual purpose mamokatra kokoa nohon'ny akoho gasy mahazatra (Akoho novokarina avy any Inde)
👉🏻LAHY LEHIBE 5 à 7 Kg mahery 🐓(4mois efa maneno sy manaraka)
👉🏻VAVY LEHIBE 3 à 4 KG 🐔 (4,5 à 5 mois efa manatody lava)
-Tombontsoa ARA-TOEKARENA: efa betsaka ny mpiompy no afa-po tamin'ny fiompiana Goliath Kuroiler noho izy manampy amin'ny fivelomana amin'ny fivarotana HENA, AKOHO sy ATODY (Vadin'asa mety tsara satria lafo kokoa izy).

VENDU ✅Betsaka ianareo no nanontany hoe toy ny ahoana ilay Packs G....ireo zareo ireo e ny vavy iray mbola manatody   ts...
10/09/2025

VENDU ✅
Betsaka ianareo no nanontany hoe toy ny ahoana ilay Packs G....ireo zareo ireo e ny vavy iray mbola manatody tsy misy consanguinité ireo lahy 1ans vavy 3 isa efa manatody avokoa 7mois ny vavy 🐓400.000 ariary
Miandry izay haka azy ??

Address

Alasora
Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manasoa Farm Alasora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category