OsyOndry

OsyOndry Resaka varotra Osy sy Ondry rehetra. Tout sur la commercialisation des chèvres et des moutons.

23/11/2025

🚨 Alerte🚨 URGENT ‼️
Hita ireo namaky sy nandroba tamn’ny 25 sept sady azo vidéo.

Partagez o au max zareo ho hitan’ny havany a 🤣

🐑🐏🦙Victime de son succès! 🥰🥰Izay vao tena hoe tsy misy intsony. 🙅🏽‍♂️ amn’ny mois de juin indray mihaona ooo! 👋🏽Hisy sur...
15/02/2025

🐑🐏🦙Victime de son succès! 🥰🥰

Izay vao tena hoe tsy misy intsony. 🙅🏽‍♂️ amn’ny mois de juin indray mihaona ooo! 👋🏽

Hisy surprise be amn’io anh 🥰

À vendre/Amidy : magnifique chèvre de race alpine en excellente santé, idéale pour l’élevage ou la production de viande....
06/01/2025

À vendre/Amidy : magnifique chèvre de race alpine en excellente santé, idéale pour l’élevage ou la production de viande.

Prix de lancement : 500.000ar

Faites-moi vos propositions de prix !

Rehefa atao pause ilay vidéo dia mahita an’i zareo mi saute saute kely 😂🥰
23/06/2024

Rehefa atao pause ilay vidéo dia mahita an’i zareo mi saute saute kely 😂🥰

22/06/2024

Faly izahay mizara ireto mamy kelinay ireto amnareo 🥰🐐🐑

22/06/2024

Rehefa ialahy ilay tsy lafo dia miverina mody 😂

[Chèvre rôti🥩🐐] Elaela tsy nizara "recette" ka indro indray ary izahay izara ny masaka ho anareo. Azo atao amn’ny fotoan...
19/05/2024

[Chèvre rôti🥩🐐]

Elaela tsy nizara "recette" ka indro indray ary izahay izara ny masaka ho anareo. Azo atao amn’ny fotoana rehetra ka dia mankafiza finaritra ooo 🥰🤤

Découvrez un nouveau niveau de goût

🕺🏾Optez pour nos chèvres de race alpine de qualité supérieure, élevées pour une production de viande tendre et savoureus...
19/05/2024

🕺🏾Optez pour nos chèvres de race alpine de qualité supérieure, élevées pour une production de viande tendre et savoureuse.🤤

Pour cela nous avons sélectionné le meilleur, robuste et en pleine santé pour vous 🐐

04/05/2024

Mamyyy 🥺 mirary weekend mamy kely ho anareo koa 🥰

Akory abyy!Ela2 tsy hita fa variana nanomana sy nikarakara handray an’ireto vahiny mamy kely ireto 🥰 aza jerena atramn’n...
21/04/2024

Akory abyy!

Ela2 tsy hita fa variana nanomana sy nikarakara handray an’ireto vahiny mamy kely ireto 🥰 aza jerena atramn’ny farany fa sao voa an’i diabeta eo 😂

Dia tonga soa matsara izy ireto ka dia mizara hafaliana amn’areo ee🐐🐑🥰

31/03/2024

Aza mba atao ohatran’io leaka ity ilay zanak’ondry a 😏

Address

Nanisana
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OsyOndry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OsyOndry:

Share

Category