Mahatsara

Call Directions Contact the business

Mahatsara Mahatsara est une entreprise spécialisée dans les fruits, légumes et condiments séchés.

Mahatsara est une entreprise familiale productrice de fruits, légumes et condiments séchés.

Letisia nohamainina ndray anio no horesahantsika ☺️:- Manan-karena amin'ny fanadiovana ny anatin'ny rantsika izy.- Miaro...
20/09/2026

Letisia nohamainina ndray anio no horesahantsika ☺️:
- Manan-karena amin'ny fanadiovana ny anatin'ny rantsika izy.
- Miaro ny vatana amin'ny fahanteran'ny sela.
- Mitondra hery fiarivana
- Misy ny mamy voajanahary
- Tsara hanamafisana haingana kokoa ny tanjaka.
- Manampy amin'ny fandevonan-kanina.
- Mahasoa ny tsinay noho ireo "fibres" betsaka ao aminy.

Le itchis séché c'est notre sujet d'aujourd'hui :
- C'est riche en antioxydant.
- Protège le corps cobtre le vieillissement des cellules.
- Renforce le système immunitaire.
- C'est une concentration de sucre naturel
- Il est bon pour renforcer l'énergie rapidement.
- Aide à la digestion
- Est bénéfique pour l'intestin à cause des fibres qu'il contient.

🇲🇬Ny orinasa Mahatsara mbola mandray fiaraha-miasa raha misy te-hanao mpaninjara na mpampiasa itony vokatra nohamainina ...
17/09/2026

🇲🇬Ny orinasa Mahatsara mbola mandray fiaraha-miasa raha misy te-hanao mpaninjara na mpampiasa itony vokatra nohamainina itony.

Fampiasana ny vokatra nohamanina: hanina amin'izao atao tsakitsaky, anaovana dite, anaovana mafomamy na atao amin'ny salady.

Misy koa afaka hanaovana vokatra fikoloana endrika amam-bika sy volo ho an'ireo mahay izany.
Misy vidiny natokana ho an'ny mpaninjara na mpaka amin'ny kilao.

🇨🇵 L'entreprise Mahatsara est ouverte à toute proposition de coopération si vous êtes revendeur ou consommateur.

Comment utiliser les fruits, légumes et condiments séchés: en grignotage, en thé ou infusion, pour la pâtisserie ou en salade.

Il y en a aussi ceux qui deviennent des ingrédients pour produits cosmétiques.

Et nous avons un prix revendeur ou consommateur achetant au kg.

Mitombo ny mpaninjarantsika. 🥰Eo amin'ny Bord Cité Mandroseza 💪, akaikin'ny Fokontany indray ny mpaninjarantsika vaovao....
13/09/2026

Mitombo ny mpaninjarantsika. 🥰
Eo amin'ny Bord Cité Mandroseza 💪, akaikin'ny Fokontany indray ny mpaninjarantsika vaovao.
Miaraka amin'ny vokatra Tôga hatrany.

Nous avons un revendeur 🥰 en plus chez Bord Cité Mandroseza 💪, près du bureau de Fokontany.
Toujours avec les produits Tôga.

06/09/2026

NY SAKAMALAHO NOHAMAININA DIA:

- Mampitony ireo olana mpahazo ny taovam-pandevonan-kanina (rivotra, sns...)
- Mampitony ny fanaintainan'ny vanin-taolana sy ny fanaintainana mandritra ny fadimbolana
-Mampiakatra ny hery fiarovana, manampy amin'ny fanoherana ny aretina indrindra mandritra n ririnina ary mampisokatra ny fitaovam-pisefoana
- Manampy tosika amin'ny fanoherana ny harerahana mandalo, ny rarin-tsaina ary manatsara ny fahazavan'ny saina
- Manamarina ny siramamy ao amin'ny ra ka mandray anjara amin'ny fihenan-danjan'ny vatana izy amin'izany.

LE GINGEMBRE SECHE:
- Apaise les problèmes digestifs comme les ballonnements et flatulences, stimule la motilité intestinale et combat efficacement les nausées (mal des transports, grossesse, post-opératoire).
- Aide à réduire l'inflammation, soulageant les douleurs articulaires, l'arthrite, les rhumatismes et les douleurs menstruelles- Stimule les défenses naturelles, aide à lutter contre les infections hivernales (rhumes, grippes) et dégage les voies respiratoires.
- Aide à lutter contre la fatigue passagère, le stress et améliore la clarté mentale.
- Favorise la satiété (effet sur la leptine) et régule la glycémie, ce qui contribue à la perte de poids.

NY KAKI NOHAMAININA DIA:- Manampy ny vatana amin'ny fanoherana ny fahanteran'ny sela noho ireo vitamina sy "carténoîde" ...
02/09/2026

NY KAKI NOHAMAININA DIA:
- Manampy ny vatana amin'ny fanoherana ny fahanteran'ny sela noho ireo vitamina sy "carténoîde" ao aminy
- Mampiakatra ny hery fiarovana indrindra amin'ny ririnina
- Misy "fibre" betsaka ka manampy amin'ny fandevonan-kanina, indrindra ho an'ny tsinay
- Manamarina ny tosi-dra sady manena ireo tavy ratsy any amin'ny vatana
- Manome tanjaka noho ireo siramamy voajanahary ao aminy
- Manalefaka sy mahatsara ny hoditra
- Miaro sy manatsara ny fahitan'ny maso

LE KAKI SECHE EST:

⦁ Un antioxydant puissant : riche en caroténoïdes et vitamine C : il aide à lutter contre le vieillissement cellulaire et à neutraliser les radicaux libres.
⦁ Renforce l'immunité : Il aide à protéger l'organisme contre les infections, notamment en hiver.
⦁ Santé digestive : forte teneur en fibres, il favorise un bon transit intestinal.
⦁ Santé cardiovasculaire : Il contribue à la régulation de la tension artérielle et à la réduction du "mauvais" cholestérol (LDL).
⦁ Source d'énergie et satiété : Riche en sucres naturels, il procure un regain d'énergie rapide et une sensation de satiété, ce qui aide à limiter les fringales.
⦁ Santé de la peau : Sa teneur en nutriments favorise la production de collagène, donnant du tonus à la peau.
⦁ Santé oculaire : Le bêta-carotène aide à protéger la rétine et à maintenir une bonne vision.

Mbola manana manga maina foana isika 🥰 hotsakitsakiana na hotsakotsakoana, hanaovana dite, hatao amin'ny lasary na koa a...
31/08/2026

Mbola manana manga maina foana isika 🥰 hotsakitsakiana na hotsakotsakoana, hanaovana dite, hatao amin'ny lasary na koa amin'ny mofomamy. 🥭

Nous avons toujours les mangues séchées 🥰 pour le snack, le grignotage, le thé, la salade ou la pâtisserie 🥭

NY MANANASY NOHAMAININA?- Manan-karena fibra, manampy amin'ny fandevonan-kanina sy ny fiasan'ny tsinay- Betsaka Vitamina...
30/08/2026

NY MANANASY NOHAMAININA?

- Manan-karena fibra, manampy amin'ny fandevonan-kanina sy ny fiasan'ny tsinay
- Betsaka Vitamina C, manganezy ary "antioxydant" izay tena ilaina amin'ny fifandimbiasan'ireo tsinay sy ny hery fiarovana
- Manamora ny fandevonana ireo prôteina, manena ny "inflammations" ary manampy amin'ny fanenana vatana
- Mitondra tanjaka
- Misy "bromélaîne" izay entina miady amin'ny fanaintainan'ny vanin-taolana sy ny fivontosana
- Misy manganezy ka manena ny rarin-tsaina amin'ny fiarovana ireo sela mifandraika amin'izany
- Manampy amin'ny fanatoniana ny sery sy ny aretin-tenda ary ny fanaintainana mandritra ny fadimbolana.

ANANAS SECHE

- Est riche en fibres, il aide à la digestion et au confort intestinal
- Est riche en vitamine C, en manganèse et en antioxydants, idéal pour le transit intestinal et le système immunitaire
- Facilite la digestion des protéines, réduit les inflammations et aide à la perte de poids
- Est un apport énergétique
- Est riche en bromélaïne qui aide à lutter contre les douleurs articulaires (arthrose) et les œdèmes
- Contient du manganèse et réduit le stress en protégeant les cellules oxydatifs
- Aide à la régulation de la tension artérielle grâce au potassium
- Aide à apaiser les rhumes et les maux de gorge, ainsi que les douleurs menstruelles.

NY TONGOLOBE NOHAMAININA:- "antioxydant" na mpanavao ka miaro ny selan'ny vatantsika- Manampy amin'ny fanenana ireo mena...
26/08/2026

NY TONGOLOBE NOHAMAININA:
- "antioxydant" na mpanavao ka miaro ny selan'ny vatantsika
- Manampy amin'ny fanenana ireo menaka ratsy
- Manatsara ny fikorianan'ny ra
- Mampidina kely ny tosi-dra ary tsara ho an'ny fo noho izany
- Manampy koa amin'ny fanogerana ny bakteria sy "champignons"
- Afaka manampy amin'ny fifehezana ny tahan'ny siramamy anatin'ny ra
- Sady fiadiana amin'ny otrikaretina
- Manemotra ny fihenan'ny taolana
- Manatsara ny fiasan'ny voa

Vidiny: 5000Ar ny 50g

L’OIGNON SECHE :
- Est un antioxydant donc protège les cellules
- Aide à réduire le mauvais cholestérol
- Améliore la circulation sanguine
- Diminue légèrement la tension artérielle, donc c’est bon pour le coeur
- Aide aussi à combattre certaines bactéries et champignons
- Peut aider à contrôler la glycémie
- Est un anti inflammatoire
- Peut aider à ralentir la perte osseuse
- Favorise l'élimination rénale

Prix: 5000Ar le paquet de 50g

NY POARA NOHAMAININA?- Tena sakafo feno otrikaina- Feno ireo singa ilain'ny vatana ao aminy ka manatsara ny fandevonan-k...
22/08/2026

NY POARA NOHAMAININA?
- Tena sakafo feno otrikaina
- Feno ireo singa ilain'ny vatana ao aminy ka manatsara ny fandevonan-kanina satria mitahiry pôtasiôma sady mampihena ny "cholestérol"
- Manome hery nogo ireo siramamy natoraly ao aminy
- Mpanavao sela ary miaro azy ireo amin'ny fahanterana sy aretina samy hafa
- Tsara ho an'ny taolana satria misy sokay na kalsiôma ary " phosphore" izay mampitombo ny hery fiarovana satria misy Vitamina C.

Vidiny: 5000Ar ny 50g.

_______________________________________________________________________

LA POIRE SECHEE c'est:

- Un fruit très nutritif.
- Un concentré de nutriments et donc bon pour la digestion
protège le cœur à cause de son contenu en potassium
réduit le choléstérol
- Une source d’énergie avec son sucre naturel
est un antioxydant et donc protège les cellules contre le vieillissement et certaines maladies
- Est bon pour les os à cause du calcium, magnésium et phosphore
aide le système immunitaire car il contient de la vitamine C.

Le prix de 50g est à 5000Ar.

02/08/2026

Address

C 205 A/1 Ambatomalaza Alasora
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261324435423

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahatsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mahatsara:

Shortcuts

Share