22/06/2022
Asiana Fromage NY Fitia tonga dia milamina ny hanoanana 🥰
¡HOLAAA!✋✋✋
Ny manakaiky sy ny manome fahafahampo anareo hatrany no tanjonay oo😃😃
Ity ary ny tolotra vaovao be mirary dia mirary kanefa sady ngeza no matsiro🍗🍗 afaka atao commande isanandro ka toy izao ary ny fandaminana mba hampirindra tsara azy
-Mandefa MP na miantso miloha mba ahafahana manomana tsara (4H avant livraison na alohan'izay vao maika tsara)
-Frais de livraison à partir de 3000 ariary
Contact: 034 27 307 21/034 96 845 85
Ndao ary ooooo 😃😃😃😃🍴🍴🍗🍗🍡🍢