19/10/2026
🤎🫶🏼 ARTICLE SUR COMMANDE EN GROS UNIQUEMENT 🤎🫶🏼
Andao azavaiko anareo hoe fa maninona no LIMITÉ ny commande raisinay @ ireto sac alefanay ireto sy ny hatr@ izay 🥰🫶🏼
~~~~~~~~~
Ireo prix hitanareo ireo tsy tena prix an’ilay article hoe fixe be fa en PROMO indraindray dia misy lera 🥰🤎 misy délai ahazoana azy izany hoe opportunité omenay anareo izany ilay izy….
Dia mila manararaotra an’iny 🥰🤎
Raison hafa : mba tsy be dia be ianareo maka an’ilay entana dia tsy vrac be rehefa tonga Madagascar 🇲🇬 mba ianareo no mi-définir ny prix anareo fa tsy mifaninana be 🤎🫶🏼
Dia tahaka izao indray ireto :
- 15 PCS MINIMUM ( afaka mifangaro)
- Mandeha bateau 🛥️ ireo (estimation fret : 4.000ar par sac) : LIVRAISON 50-70 jours (asiako marge)
~~~~~~~~~~
Condition :
- Paiement TOTALITÉ OBLIGATOIRE lors de la validation de commande
- Fret bateau ⛵️ aty Madagascar 🇲🇬 vao aloha
- Récupération na livraison (frais en sus) 🫶🏼🤎
~~~~~~~~~
Commande an’OLONA 5 ihany aloha no raisinay par article mba tsy hitobaka be ianareo mivarotra azy 🥰🤎 dia tsy misy ny sasany mahalafo dia ny sasany tsia….
Ny FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳
EN SALLE : samedi 24 octobre 2026