09/14/2025
Andao anao revulsion ry Malagasy
Isiak vahoaka no tompon'ny fahefana ka aoka isika tsy hanaiky lembenana
Isika vahoaka Malagasy 30tapitrisa no tokony mitavana ny harempirenen-tsika fa tsy Ireo olombitsy Ireo, Mila manao Revulsion isika raha te ho tompon'ny harentsika
Andao ho faranana ity fitondrana feno corruption ity ahy sy anao Malagasy rehetra ny fahefana fa tsy an'ny mpanao polika vitsy anisa izay manjakazaka eto.