ShopLiantsoa Toamasina

Directions

ShopLiantsoa Toamasina "Fiainana mora kokoa"

Promo stylos cello isan-karazany✨ : 𝗠𝗶𝘃𝗶𝗱𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 = 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮🎁. 600Ar monja dia mahazo. Tolotra manankery h...
14/09/2026

Promo stylos cello isan-karazany✨ :
𝗠𝗶𝘃𝗶𝗱𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 = 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮🎁. 600Ar monja dia mahazo. Tolotra manankery hatramin'ny 30 septembre 2026.

📣OFFRE SPÉCIALE📣Miazakazaha malaky eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa Toamasina !❗️❗️fa misy fihenam-bidy be ny Prin...
12/09/2026

📣OFFRE SPÉCIALE📣
Miazakazaha malaky eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa Toamasina !❗️❗️fa misy fihenam-bidy be ny Pringles Sweet Paprika 175gr.
Raha toa ka 11.600Ar❌️ ny vidiny teo aloha dia nihidina ho lasa 6.500Ar✅️.

Nouilles APOLLO 70gr. ̶1̶ ̶9̶0̶0̶a̶r̶   ->   1 600ar.Afaka ijfaina eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa rehetra sy eto...
08/09/2026

Nouilles APOLLO 70gr.
̶1̶ ̶9̶0̶0̶a̶r̶ -> 1 600ar.
Afaka ijfaina eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa rehetra sy eto ShopLiantsoa Toamasina

📚✨ MIOMÀNA AMIN’NY FIDIRANA! ✨📚🎒🖊️ Efa vonona ve ny fitaovam-pianarana?Ao amin’ny ShopLiantsoa Toamasina , ahitanao ireo...
03/09/2026

📚✨ MIOMÀNA AMIN’NY FIDIRANA! ✨📚

🎒🖊️ Efa vonona ve ny fitaovam-pianarana?

Ao amin’ny ShopLiantsoa Toamasina , ahitanao ireo karazana fitaovam-pianarana ilaina hanombohana tsara ny taom-pianarana : cahiers, crayons de couleur, stylos, colle, taille-crayon, règle sy maro hafa! 📝📐🎨

👉 Tongava ao amin ny ShopLiantsoa Toamasina ka fidio izay ilainao amin’ny vidiny mirary! ❤️

💳 Afaka mandoa amin’ny Visa, MVola ary Orange Money ihany koa.

Shop LIantsoa Toamasina
Immeuble Auximad
tel 034 33 436 28

🛒 Shop Liantsoa – Fiainana mora kokoa!

MBA FANTATRAREO VE FA ... ?🤔Promotion izao ny QUEEN'S 65cl. Afaka jifainao eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa rehetr...
17/08/2026

MBA FANTATRAREO VE FA ... ?🤔

Promotion izao ny QUEEN'S 65cl. Afaka jifainao eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa rehetra sy eto amin'ny ShopLiantsoa Toamasina

shop Liantsoa Toamasina
tel 034 33 436 28

🧴✨ TORO-HEVITRA KELY ANIO.Fantatrao ve fa afaka manampy betsaka amin’ny fiainana andavanandro ny vinaigre ? 💚🧽 **Ho fana...
13/08/2026

🧴✨ TORO-HEVITRA KELY ANIO.

Fantatrao ve fa afaka manampy betsaka amin’ny fiainana andavanandro ny vinaigre ? 💚

🧽 **Ho fanadiovana** : manampy manala ny loto sy ny tasy amin’ny robinet, évier ary carrelage.

👕 **Ho fanalana fofona** : manampy manala ny fofona tsy mahafinaritra amin’ny lamba sy ny milina fanasan-damba.

🥗 **Ho an’ny sakafo** : mety tsara hanomezana tsiro ny salady sy hanaovana marinade.

💡 **Mora, ilaina ary maro fampiasa !**
Zavatra iray tsara foana raha misy ao an-trano. 🏠✨

👉 Ary ianao, inona amin’ireo no efa nampiasanao vinaigre ?

**Shop Liantsoa — Fiainana mora kokoa ❤️💚**

🇲🇬Filazana !Amin’ny Androm-pisaonana Nasionaly rahampitso Zoma 24 Jolay dia misokatra amin'ny ora mahazatra aao ny ShopL...
23/07/2026

🇲🇬
Filazana !
Amin’ny Androm-pisaonana Nasionaly rahampitso Zoma 24 Jolay dia misokatra amin'ny ora mahazatra aao ny ShopLiantsoa Toamasina sy ny ShopLiantsoa rehetra. Fa dia atsahatra manokana mandritra ity andro ity ny fivarotana zava-pisotro misy alikaola. Misaotra tompoko !

🇫🇷
Annonce !
Nous vous informons que tous les magasins ShopLiantsoa seront ouverts aux horaires habituels. Par contre, par solidarité envers la Nation et en hommage aux victimes de cette journée de deuil national, la vente de boissons alcoolisées est exceptionnellement suspendue pendant cette journée. Merci.

aza miala alavitra fa abonneo ny page dia tongava miantsena ety ShopLiantsoa Toamasina fa misy promotion foana shop Lian...
21/07/2026

aza miala alavitra fa abonneo ny page dia tongava miantsena ety ShopLiantsoa Toamasina fa misy promotion foana
shop Liantsoa Tamatave
immeuble Auximad
tel : 034 33 436 28

Aza miandry ela intsony ianao fa tongava eny @ tranombarotra ShopLiantsoa Toamasina sy ny ShopLiantsoa rehetra raha hita...
17/06/2026

Aza miandry ela intsony ianao fa tongava eny @ tranombarotra ShopLiantsoa Toamasina sy ny ShopLiantsoa rehetra raha hitady vidin'entana mora natao ho an ny be sy ny maro
efa maro ihany koa ny promotion amin izao ankatoky ny fety izao ka inona indray no andrasana moa fa ndaoooo haingana🏃🏻🏃🏻🏃🏻

Shop LIantsoa Toamasina
Immeuble Auximad
tel 0343343628

Raha samy hiantsena ihany ve tsy aleo eny @ ShopLiantsoa Toamasina no mandeha fa sady mora ny entana no misy safidy maro...
11/06/2026

Raha samy hiantsena ihany ve tsy aleo eny @ ShopLiantsoa Toamasina no mandeha fa sady mora ny entana no misy safidy maro izay ilainao
ka inona indray no andrasana fa tongava manjifa @ vidiny mirary hatrany
Shop LIantsoa Tamatave
immeuble Auximad
tel 034 33 436 28

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ShopLiantsoa Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category