ZahMivarotra

ZahMivarotra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ZahMivarotra, Grocers, Antananarivo.

Efa mafana be ny andro🌞, ilaina be ny satroka. 👒Ireto mbola misy satroka👒 tsara be nefa mora an. Prix:10.000 ariary ny s...
10/10/2025

Efa mafana be ny andro🌞, ilaina be ny satroka. 👒Ireto mbola misy satroka👒 tsara be nefa mora an.
Prix:10.000 ariary ny satroka o! 👒👒
Mp haingana izay hanao commande.

Salama daholo. Nangingiana kely tatoato fa ireto aloha misy promotion tout à 10.000 ariary. Ouiiii, 10.000 ariary dia ef...
02/10/2025

Salama daholo. Nangingiana kely tatoato fa ireto aloha misy promotion tout à 10.000 ariary. Ouiiii, 10.000 ariary dia efa mahazo sac bandoulière tsara be 👜👜🛍️😍👇👇
Jereo izay tiana dia mandefasa MP. Aza tara, misy bandoulière ao dia misy poketra sac dame lehibe vitsivitsy.
Samy 10.000 ariary daholo o ♥️

Isiaka rehetra miara mirona:✊🇲🇬🇲🇬Alefa BAREAAA🇲🇬🇲🇬✊  ❤️
26/08/2025

Isiaka rehetra miara mirona:
✊🇲🇬🇲🇬Alefa BAREAAA🇲🇬🇲🇬✊
❤️

Mbola afaka mijerijery ato izay mbola tsy nahazo an. Tsara nefa mora ireo ✅🖍️📕
20/08/2025

Mbola afaka mijerijery ato izay mbola tsy nahazo an. Tsara nefa mora ireo ✅🖍️📕

Mbola misy ireto fitaovam-pianarana ireto o ♥️📢📢
04/08/2025

Mbola misy ireto fitaovam-pianarana ireto o ♥️📢📢

📣📣PROMOTION📣📣 Solde be ooo! Tout à 20.000 ariary . Ouiiii 😊😊 20.000 ariary daholo ny sac bandoulière  📣♥️ Friperie bon é...
25/07/2025

📣📣PROMOTION📣📣 Solde be ooo! Tout à 20.000 ariary . Ouiiii 😊😊 20.000 ariary daholo ny sac bandoulière 📣♥️ Friperie bon état daholo. En cuir.
Ny sac lehibe (atonona grand format ) 25.000 ariary ♥️♥️
Mp avy hatrany ary izay hi-commande.

  👒   👒  hatrany a🔥 15.000Ar    **e misy tepany fotsy,     , MP ary e😊
21/07/2025

👒 👒 hatrany a🔥 15.000Ar **e misy tepany fotsy, , MP ary e😊

🛍️⛱️👒🔥      🔥🛍️⛱️👒TONGA INDRAY NY   ZAREO A! KOA AZA ADINO NY MIVIDY SATROKA   ETO AMIN'NY    AMIN'NY VIDINY   HATRANY! ...
14/07/2025

🛍️⛱️👒🔥 🔥🛍️⛱️👒
TONGA INDRAY NY ZAREO A! KOA AZA ADINO NY MIVIDY SATROKA ETO AMIN'NY AMIN'NY VIDINY HATRANY! 👒 MP AVY HATRANY ARY RAHA HANAOVANA IANAO E!!!
✅Prix: 15.000 Ar 💵
📣 Manao livraison hatrany izahay na any amin'ny faritra aza no misy anao! 😊

O! Ry zareo a, 👋 dia mbola hisalasala ihany ve sa tonga dia hi-commande e? 😍 Ity izao cliente avy any amin'ny faritra Ih...
11/07/2025

O! Ry zareo a, 👋 dia mbola hisalasala ihany ve sa tonga dia hi-commande e? 😍 Ity izao cliente avy any amin'ny faritra Ihosy fa dia tonga tany ny bandoulière 👜

Hello les girls 😊👋 Mbola misy ireto sac bandoulière sy sac dame tsara be ireto an. 👜👛👝🎒 Friperie, état impeccable, cuir ...
11/07/2025

Hello les girls 😊👋 Mbola misy ireto sac bandoulière sy sac dame tsara be ireto an. 👜👛👝🎒 Friperie, état impeccable, cuir mafy sy matevina be daholo.
Prix: A partir de 15.000 ariary et pas plus de 45.000 ariary 😮
Tsara be nefa mora


Mp fa manao livraison partout à Madagascar izahay.

Hello 👋😊😍 Ireto ampahany amin'ireo nahazo loka tamin'ilay lalao 2K followers 😊👋👋🎁 Araho foana hoa ny pejy fa mbola ho av...
09/07/2025

Hello 👋😊😍 Ireto ampahany amin'ireo nahazo loka tamin'ilay lalao 2K followers 😊👋👋🎁 Araho foana hoa ny pejy fa mbola ho avy ny lalao manaraka.
Mentionnéo ny namana dia soraty hoe "Ho avy tsy ho ela ny lalao bômba be to amin'ny Zahmivarotra fa abonnéo ny page "
🎁👋👋😍😍

09/07/2025

Invitéo hatrany ny namana hi-s'abonner sy hanao j'aime ny page fa ho avy indray ny lalao o ♥️😍😍😍
Efa ao koa ireo poketra sy bandoulière tsara be an 👋👋
Fa izao aloha, izay commentaire roa voalohany mi-mentionner namana 10 sy mi-inviter ny namany (sélectionner tout) , alefao capture eto dia mahazo crédit 2.000 ariary avy.
Eo ara hoe 👋👋😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZahMivarotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category