Cheese & Co

Directions

Cheese & Co Fromageries artisanales 🧀
N'hésitez pas à nous contacter

24/09/2026

Bonsoir daholoooo oo❤️❤️
Afaka misafidy tsara ianareo na hatao somasoma na hatao an'ilay efa maina tsara an🤤
👉Vidiny vé?
2700 Ariary foana ihany (prix en gros)

23/09/2026

Petit trend du jour🤗mais la gourmandise reste la priorité 🤤❤️

Bon mercredi daholo ohh 🥰

Ity fromage pm ity no tena nahafantaranareo anay 🤤🧀Betsaka ianareo no tena mpankafy azy 🤗Tsy miala crème, mitsonika tsar...
14/09/2026

Ity fromage pm ity no tena nahafantaranareo anay 🤤🧀
Betsaka ianareo no tena mpankafy azy 🤗
Tsy miala crème, mitsonika tsara ary tena matsiro 🤤

Aza adino ihany koa fa efa misy n'y fromage GM
Aza misalasala manao commande fa vonona izahay hanome fahafaham-po anareo 🤗
Mandefa any amin'ny faritra izahay ❤️

Ity ary ilay fromage GM tena nanontaninareo matetika....🤤Ka andao ary hiaraka hankafy azy indray ❤️33.000Ariary Disponib...
10/09/2026

Ity ary ilay fromage GM tena nanontaninareo matetika....🤤
Ka andao ary hiaraka hankafy azy indray ❤️

33.000Ariary
Disponible sur commande 😊
Mp avy hatrany aryy ohh

HERIN'ANDRO VAOVAO INDRAY OH❤️Tena maro ianareo no manao commande fa mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️Noho izay dia tsy...
07/09/2026

HERIN'ANDRO VAOVAO INDRAY OH❤️
Tena maro ianareo no manao commande fa mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
Noho izay dia tsy mandray commande intsony aloha n'y amin'ity herin'andro fa efa feno tanteraka ianareo 🤗
Mankasitraka anareo foana mahatoky anay
Vonona foana izahay hanome tsara hatrany 🙏🥰

Une nouvelle commande qui prend la route vers la région 🧀Merci à notre client pour sa confiance 🥰❤️Cheese & Co, votre fr...
04/09/2026

Une nouvelle commande qui prend la route vers la région 🧀

Merci à notre client pour sa confiance 🥰❤️

Cheese & Co, votre fromage artisanal, partout à Madagascar 🇲🇬


02/09/2026

Ato ary no valin'ilay fanontanianareo ohh ❤️
Aza adino fa atao mialoha foana commande an 🤗
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo mpanaka pejy oh 🤗❤️❤️


Andao aloha hatombotsika amin'izao témoignage mamy Kely avy aminareo clients  ity herin'andro vaovao bé ity ❤️❤️Sombiny ...
31/08/2026

Andao aloha hatombotsika amin'izao témoignage mamy Kely avy aminareo clients ity herin'andro vaovao bé ity ❤️❤️
Sombiny ihany ireto fa efa maro no afa-po an ❤️❤️🧀

Mirary herin'andro mahafinaritra ho anareo mpanaraka pejy ohh 🧀🧀
Aza adino foana fa mila hatao mialoha foana commande an 🤗


Oh leretsy ehh 🤤🤤Afaka atao amin'ny sakafo rehetra anie Ilay fromage 🧀🧀Teto zao ny anay nampiarahina tamin'ny betterave ...
29/08/2026

Oh leretsy ehh 🤤🤤
Afaka atao amin'ny sakafo rehetra anie Ilay fromage 🧀🧀
Teto zao ny anay nampiarahina tamin'ny betterave 🤤
Ianareo koa aza misalasala manao commande fa afaka atao amin'ny sakafo izay itiavanareo àzy oh 🤗

Mandefa any amin'ny faritra izahay an 🤗
Fromage pm (95 à 100g)

Bon week-end daholo ❤️❤️



Hello hello 🤗❤️Anisany fanontaniana miverina ato aminay matetika Ilay hoe : 👉Mandefa aty amin'ny faritra vé ianareo🤗? EN...
28/08/2026

Hello hello 🤗❤️
Anisany fanontaniana miverina ato aminay matetika Ilay hoe :
👉Mandefa aty amin'ny faritra vé ianareo🤗?
ENY TOMPOKO, aza misalasala miresaka amin'ny mp fa mandefa amin'ny faritra rehetra izahay 🧀🧀

Ireto zao anisany commande n'olona avy any amin'ny faritra ❤️
Dia aza adino fa mila hatao mialoha foana commande an 🤗

MANKASITRAKA INDRINDRA ANAREO FOÀNA MAHATOKY ANAY OH 🥰


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cheese & Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category