Hitsy natiora

Directions

Hitsy natiora Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hitsy natiora, Mahamasina, Antananarivo.

19/10/2026

Efa ela nanomanana dia inty ary izahay vonona hizara ny vokatra "Tantely tena izy "izay zarain'ny Hitsy Natiora 🍯. Ny vokatra dia :
✅ 100% madio - tsy misy siramamy, tsy misy fanampiny
✅ Vokatra eto an-toerana Ary voajanahary

Misy karazany :
📦 200ml - 9.000ar
📦 400ml - 15.500ar

Eto Antananarivo - Afaka manao livraison

Soraty hoe "HITSY" na "MP" na hafatra miafina avy hatrany aho raha hanafatra ianao.

Misaotra betsaka amin'ny fanohanana


19/10/2026

Address

Mahamasina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hitsy natiora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share