Carrefour Madagascar

Call Directions Website Contact the business

Carrefour Madagascar Bienvenue dans votre nouvel hypermarché Carrefour Madagascar !

🍫🎄 FA INONA MOA NY NOELY RAHA TSY MISY SOKOLA ! ✨Jereo ireo karazana sôkôla voafantina manokana ho an'ny Noely, izay ham...
09/11/2026

🍫🎄 FA INONA MOA NY NOELY RAHA TSY MISY SOKOLA ! ✨

Jereo ireo karazana sôkôla voafantina manokana ho an'ny Noely, izay hampifaly ny ankizy sy ny lehibe ! ❤️

Na ho fanomezana ho an'ny olon-tianao izany, na hozaraina amin'ny fotoana iarahana amin'ny fianakaviana sy ny namana, dia efa miandry anao eny amin'ny magazay ireo sôkôla ankafizinao.

📅 Manomboka ny Alatsinainy 09 Novambra 2026 ka hatramin’ny Alahady 10 Janoary 2027.

📍 Tongava eny amin'ny magazay ary ankafizo ny hafaliana sy ny hamamian'ny Noely ! 🎅

-------------------------------------------------------

🍫🎄 MAIS QUE SERAIT NOËL SANS CHOCOLAT ! ✨

Découvrez notre sélection de chocolats spécialement choisie pour Noël, de quoi régaler petits et grands ! ❤️

Que ce soit pour offrir à vos proches ou pour partager de délicieux moments en famille et entre amis, vos chocolats préférés vous attendent déjà en magasin.

📅 Du lundi 09 novembre 2026 au dimanche 10 janvier 2027.

📍 Rendez-vous en magasin et savourez toute la magie et la douceur de Noël ! 🎅

🎄✨ HANKAFY SAHADY NY TSIRON'NY FETY ETY AMIN'NY TRANOMBAROTRA !Efa manakaiky ny fety ! Fotoana izao hanomanana tsikelike...
09/11/2026

🎄✨ HANKAFY SAHADY NY TSIRON'NY FETY ETY AMIN'NY TRANOMBAROTRA !

Efa manakaiky ny fety ! Fotoana izao hanomanana tsikelikely izany sy hankafizana ireo vokatra isan-karazany hanampy amin'ny fanomanana ny fety. 🎁

🛒 Jereo ao amin'ny katalaogy vaovao « Un avant-goût des fêtes » ireo vokatra voafantina sy tolotra manokana maro, hanombohana sahady ny fankalazana !
📅 Manomboka ny alatsinainy 9 ka hatramin'ny alahady 22 Novambra 2026.
Tongava eny amin'ny magazay ary araraoty !

Miankina amin'ny tahiry misy eny amin'ny magazay ny fahazoana ireo vokatra.

--------------------------------------------------------

🎄✨ GOÛTEZ DÈS MAINTENANT À LA MAGIE DES FÊTES EN MAGASIN !

Les fêtes approchent à grands pas ! C'est le moment de commencer à les préparer tout en profitant d'une sélection de produits pour vous accompagner dans vos préparatifs. 🎁

🛒 Découvrez dans notre nouveau catalogue « Un avant-goût des fêtes » une sélection de produits et de nombreuses offres spéciales pour commencer à célébrer dès maintenant !

📅 Du lundi 9 au dimanche 22 novembre 2026.

Rendez-vous en magasin et profitez-en !

Produits disponibles selon les stocks de chaque magasin.

🎁🎄 MANATONA NY NOELY, ATAOVY FALY NY ANKIZY ! ✨Efa manakaiky ny Noely ! Jereo ireo kilalao maro samihafa atolotray mba h...
09/11/2026

🎁🎄 MANATONA NY NOELY, ATAOVY FALY NY ANKIZY ! ✨

Efa manakaiky ny Noely ! Jereo ireo kilalao maro samihafa atolotray mba hampifaliana ny ankizy sy hanomezana azy ireo fanomezana mahafinaritra. 🧸

🎅 Aza miandry ny fotoana farany, fidio dieny izao ny fanomezana !
📮 Miverina ny lalao « Taratasy ho an'i Dadabe Noely » ! Manomboka ny Alatsinainy 16 Novambra, afaka mametraka ny taratasiny ao amin'ny boaty natokana ho an'izany eny amin'ny magazay ny ankizy.

📅 Manomboka ny 9 Novambra ka hatramin'ny 25 Desambra.

📍 Tongava eny amin'ny magazay ary ankafizo ny majikan'ny Noely ! ❤️

------------------------------------------------------

🎁🎄 NOËL APPROCHE, FAITES PLAISIR AUX ENFANTS ! ✨

Noël approche à grands pas ! Découvrez notre sélection de jouets pour faire plaisir aux enfants et leur offrir de beaux moments de bonheur. 🧸

🎅 N'attendez pas le dernier moment, choisissez dès maintenant leurs cadeaux !

📮 Le jeu « Lettre au Père Noël » fait son grand retour ! Dès le lundi 16 novembre, les enfants pourront déposer leurs lettres dans la boîte dédiée au Père Noël, disponible en magasin.

📅 Du lundi 9 novembre au vendredi 25 décembre.

📍 Rendez-vous en magasin et laissez-vous emporter par la magie de Noël !

🍷✨ OMANO DIENY IZAO NY FETY ! 🍇Aza miandry ny fotoana farany fa efa hita eny amin’ny magazay ireo safidy ankafizinao ! 🥂...
09/11/2026

🍷✨ OMANO DIENY IZAO NY FETY ! 🍇

Aza miandry ny fotoana farany fa efa hita eny amin’ny magazay ireo safidy ankafizinao ! 🥂

🍷 Mena
🥂 Fotsy
🌸 Rosé
✨ Ch*****ne sy mousseux

Na ho an’ny fiarahana amin’ny fianakaviana, na amin’ny namana, na ho an’ireo fotoana manokana, dia fidio dieny izao izay mety aminao mba hahafahanao mankalaza ny fety am-pifaliana ! ❤️

📅 Manomboka ny Alatsinainy 09 ka hatramin’ny Alahady 22 Novambra.
📍 Tongava eny amin’ny magazay ary miomàna sahady amin’ny fety !

-------------------------------------------------------

🍷✨ PRÉPAREZ LES FÊTES DÈS MAINTENANT ! 🍇

N’attendez pas le dernier moment, vos sélections préférées sont déjà disponibles en magasin ! 🥂

🍷 Vins rouges
🥂 Vins blancs
🌸 Vins rosés
✨ Ch*****nes et mousseux

Que ce soit pour partager un moment en famille, entre amis ou célébrer une occasion spéciale, trouvez dès maintenant ce qui accompagnera parfaitement vos fêtes ! ❤️

📅 Du lundi 09 au dimanche 22 novembre.

📍 Rendez-vous en magasin et préparez dès maintenant vos festivités !

🎉 MISAOTRA BETSAKA ! ❤️Feno hafaliana, fahatsiarovana mahafinaritra ary fotoana mamy niarahana ny fankalazana ny tsinger...
08/11/2026

🎉 MISAOTRA BETSAKA ! ❤️

Feno hafaliana, fahatsiarovana mahafinaritra ary fotoana mamy niarahana ny fankalazana ny tsingerintaona!

Maneho fisaorana feno ho anareo rehetra izahay noho ny fahatokisana sy ny fanohanana hatrany. Misaotra anareo nandray anjara tamin’ireo hetsika sy fialamboly isan-karazany, nandray anjara tamin’ny lalao tombola ary nanararaotra ireo tolotra sy fihenam-bidy natolotray.

Miala tsiny ihany koa izahay raha nisy ny tsy fahatomombanana na ny olana sendra anareo nandritra izany fotoana izany. Misaotra indrindra tamin’ny fahatakarana sy ny faharetanareo.

🎁 Ary ireto ny daty lehibe momba ny tombola :
📅 Fisarihana ny loka : Zoma 13 Novambra amin’ny 10 ora maraina
🏆 Fanolorana ny loka : Sabotsy 28 Novambra amin’ny 2 ora tolakandro.

Mankasitraka indrindra anareo mpanjifa, mpiara-miombon'antoka ary mpiara-miasa rehetra izay nandray anjara tamin’ny fanamarihana izao tsingerintaona izao.

❤️ Misaotra tamin’ny fahatokisana sy ny fanohanana hatrany !

-----------------------------------------------------

🎉 UN GRAND MERCI ! ❤️

Ces dernières semaines ont été riches en émotions, en surprises et en moments de partage !

Nous tenons à vous remercier chaleureusement pour votre fidélité et votre enthousiasme. Merci d'avoir été si nombreux à participer à nos différentes animations, à notre tombola et à profiter de nos offres promotionnelles.

Nous tenons également à vous présenter nos sincères excuses pour les éventuels désagréments rencontrés durant cette période. Nous vous remercions pour votre compréhension.

🎁 Et concernant notre tombola, voici les dates à retenir :

📅🎁 Tirage au sort : vendredi 13 novembre à 10h. Un direct sera diffusé sur notre page Facebook pour vous faire vivre ce moment en temps réel !

🏆 Remise des lots : samedi 28 novembre à 14h.

Encore merci à tous nos clients, partenaires et collaborateurs d'avoir contribué à faire de cet anniversaire une si belle célébration !

❤️ Merci pour votre confiance et votre fidélité !

😍 Mbola maro ny tolotra manokana sy ny vidiny mirary miandry anareo ! Fotoana izao hanararaotana ireo promo amin'ny voka...
07/11/2026

😍 Mbola maro ny tolotra manokana sy ny vidiny mirary miandry anareo ! Fotoana izao hanararaotana ireo promo amin'ny vokatra isan-karazany !

📅 Aza adino fa hatramin'ny alahady 8 Novambra ihany no manan-kery ireo tolotra anniversaire sy tombola ireo !

------------------------------------------------------------------------------
😍 De nombreuses offres spéciales et petits prix vous attendent encore ! C’est le moment de profiter de nos promotions sur une large sélection de produits !

📅 N’oubliez pas : nos offres anniversaire et notre tombola sont valables jusqu’au dimanche 8 novembre uniquement !

🎉 FARAN'NY HERINANDRO FARANY, AZA DISO ANJARA AMIN'NY FANKALAZANA NY TSINGERINTAONAN'NY TRANOMBAROTRA !🛒 Efa manakaiky n...
06/11/2026

🎉 FARAN'NY HERINANDRO FARANY, AZA DISO ANJARA AMIN'NY FANKALAZANA NY TSINGERINTAONAN'NY TRANOMBAROTRA !

🛒 Efa manakaiky ny faran'ny fankalazana, koa aza adino ny manararaotra ireo fihenam-bidy manonkana !

🎁 Mbola tsy tara ihany koa ny fandraisana anjara amin'ny TOMBOLA LEHIBE ! Isaky ny mividy entana ianao dia mahazo tapakila iray ahafahanao mahazo loka maro samihafa !

----------------------------------------------------------------------------------

🎉 DERNIER WEEK-END, NE MANQUEZ PAS LES CÉLÉBRATIONS DE L’ANNIVERSAIRE DE VOTRE MAGASIN !

🛒 Les festivités touchent bientôt à leur fin, alors profitez vite de nos offres promotionnelles exceptionnelles !

🎁 Il est encore temps de participer à notre GRANDE TOMBOLA ! Pour chaque achat effectué, recevez un ticket de participation et tentez de remporter de nombreux cadeaux !

🧀 MISY FROMAZY MIAFINA… HAINAO VE NY MAMANTATRA AZY ?Efa hita eo amin’ny sary ny karazana fromazy roa avy amin’ny Fromaz...
06/11/2026

🧀 MISY FROMAZY MIAFINA… HAINAO VE NY MAMANTATRA AZY ?
Efa hita eo amin’ny sary ny karazana fromazy roa avy amin’ny Fromazy LeMangoro, fa hainao ve ny maminavina ilay fromazy miafina ao ambadiky ny baraingo ?

🎁 Loka maro no ho azonareo avy amin’ny le Mangoro !
Tsotra ny fomba fandraisana anjara :
• Soraty ao amin’ny commentaire ny valinteninao.
• Araho ny pejy Facebook-n’ny Carrefour Madagascar sy https://www.facebook.com/fromagesLeMangoro/
• Zarao ity publication ity ary asio mention ny pejy Fromage LeMangoro

🏆 Ny commentaire faha-113 manome ny valiny marina no hahazo ny loka !
⏰ Faran’ny lalao : Talata 10 Novambra.
🎉 Fanambarana ny mpandresy : Talata 10 Novambra.

Koa diniho tsara ny sary ary andao ho fantatra raha marina ny vinavinao !

-------------------------------------------------

🧀 UN FROMAGE SE CACHE… SAURAS-TU LE DEVINER ?

Deux variétés de fromages de Fromage LeMangoro sont déjà visibles sur l’image, mais sauras-tu deviner quel fromage se cache derrière le point d’interrogation ?

🎁 De nombreux cadeaux sont à gagner grâce à LeMangoro !

Pour participer, rien de plus simple :
- Écris ta réponse en commentaire.
- Abonne-toi aux pages Facebook de Carrefour Madagascar et de Fromage LeMangoro.
- Partage cette publication et identifie la page Fromage LeMangoro.
🏆 Le 113ᵉ commentaire donnant la bonne réponse remportera le lot !

⏰ Fin du jeu : mardi 10 novembre.

🎉 Annonce du gagnant : mardi 10 novembre.

Alors, observe bien l’image et voyons si tu as trouvé la bonne réponse !

Tsy afaka nihaona tamin'izy ireo ve ianareo tany amin'ireo magazay hafa ? Aza manahy fa mbola hiverina indray ireo masco...
05/11/2026

Tsy afaka nihaona tamin'izy ireo ve ianareo tany amin'ireo magazay hafa ? Aza manahy fa mbola hiverina indray ireo mascottes ao amin'ny Carrefour Ankorondrano !

🐼🎉 Amin'ity sabotsy ity manomboka amin'ny 11 ora maraina, tongava mihaona amin'ireo mascottes ankafizinareo ary miaraha mifaly amin'ny fotoana mahafinaritra miaraka amin'ny fianakaviana !

📍 Carrefour Ankorondrano
⏰ Sabotsy manomboka amin'ny 11 ora

Tongava maro fa miandry anareo izahay !

------------------------------------------------------

Vous les avez ratés dans nos autres magasins ? Pas de panique, les mascottes font leur grand retour chez Carrefour Ankorondrano !

🐼🎉 Rendez-vous ce samedi à partir de 11h pour retrouver vos mascottes préférées, partager des moments de complicité et faire le plein de sourires en famille !

📍 Carrefour Ankorondrano
⏰ Ce samedi à partir de 11h

On vous attend nombreux !

☀️🍦 MIVERINA NY HAFANANA, ANDAO HANKAFY GILASY !Andao hihinana gilasy e ! Inona no tsiro tianao indrindra ?Fidio izay ti...
05/11/2026

☀️🍦 MIVERINA NY HAFANANA, ANDAO HANKAFY GILASY !
Andao hihinana gilasy e ! Inona no tsiro tianao indrindra ?
Fidio izay tianao ary ankafizo ny tsiro matsiro sy ny hatsiaka mahafinaritra !

🛒 Tongava ety amin’ny magazay ary hankafy ireo karazana gilasy maro samihafa, amin’ny vidiny mirary !

------------------------------------------------------------------------------

☀️🍦 LA CHALEUR EST DE RETOUR, PLACE AUX GLACES !
Envie d’une bonne glace ? Quel est votre parfum préféré ?
Faites votre choix et profitez d’un délicieux moment de fraîcheur !

🛒 Rendez-vous en magasin pour découvrir notre large sélection de glaces à petits prix !

Address

Galerie Zoom Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:30
Tuesday 08:00 - 19:30
Wednesday 08:00 - 19:30
Thursday 08:00 - 19:30
Friday 08:00 - 19:30
Saturday 08:00 - 19:30
Sunday 08:00 - 13:00

Telephone

+261320725366

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Carrefour Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Carrefour Madagascar:

Shortcuts

Share

Category

Nearby grocery stores