05/10/2023
Mena-boanjo Bio dia menaka tena tsara kalitao, vita Malagasy, tsy misy akora simika vokarina eto antoerana, tsy mahery fofona, madio tsara, ahitana ireo voka-tsoa rehetra azo avy amin'ny voanjo. Marihana fa ny mena-boanjo no menaka tsara indrindra manaraka ny menaka Oliva.
Azonao jifaina amin'ny vidiny 13000 Ariary ny Litatra. Tsy mbola misy point de vente fa manao livraison izahay.
MANANA CERTIFICAT DE CONSOMABILITÉ
Contact :0345393978
MISAOTRA ANAO MANJIFA NY VITA MALAGASY ❤️ HO FAMPANDROSOANA NY TOEKAREN-TSIKA NO SADY FAHASALAMANA HO ANAO
PRIX :13000 Ariary
ALEO TOMPOKO MANORATRA MP NA MIANTSOA RAHA MAHALIANA FA TSY VITA NY MAMALY COMMENTAIRE
POINT DE VENTE : BOUTIQUE GALANA BEHORIRIKA