RaOly Malagasy

RaOly Malagasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RaOly Malagasy, Grocers, Antananarivo.

Hiresadresaka Kely isika anaty live rehefa avieo ,miaraka amin'i Jaci'Art Company Oly's Pretty Mdg RaOly Malagasy المرأة...
22/10/2024

Hiresadresaka Kely isika anaty live rehefa avieo ,miaraka amin'i Jaci'Art Company
Oly's Pretty Mdg
RaOly Malagasy
المرأة المسلمة والهندية الأنيقة By Jacia
20h 00🥰🥰🥰 an❤️❤️ .

Journée mondiale des cuisiniers ❤️.Mirary soa ho antsika  cuisiniers rehetra 😘 ♥️
20/10/2024

Journée mondiale des cuisiniers ❤️.
Mirary soa ho antsika cuisiniers rehetra 😘
♥️

20/10/2024

Coucou ato ve nareoooo🥰🥰🥰♥️ .
Ndao ho asiana live ato s'y jeux ato?😋😋

RaOly Malagasy  Zany n'y sakafo bomba 💣🥰🥰🤤🤤🤤
13/08/2024

RaOly Malagasy
Zany n'y sakafo bomba 💣🥰🥰🤤🤤🤤

⚠️Elaela zay tsy teo zahay , dia indro ary fa niverina ny sakafo matsiro be ⚠️✅Efa mandray ny commande rehetra ho amin'n...
11/08/2024

⚠️Elaela zay tsy teo zahay , dia indro ary fa niverina ny sakafo matsiro be ⚠️

✅Efa mandray ny commande rehetra ho amin'ny livraison mercredi indray izahay
Ireto avy ny karazany ary :
🔴 Nouilles soupe / mine-sao (aux œufs) : 5400ar ny 500g 🍲🍝
🔴 Tagliatelles aux œufs : 5400ar ny 500g 🍝🍝🥚

❌Sans œuf❌

⚫Nouille soupe /mine-sao -: 4400ar ny 500g 🍲🍜

⚫Tagliatelles : 4800ar ny 500g 🍝🍝

✅Alefaso ary ny commande e! 😉❤️😋
✅Aza misalasala mandefa mp na miantso mivantana ny 0340832629 /032 6213348
WhatsApp 0340832629

Ato indray aloha mankafy sakafo matsiro 😍😍😋😋😋
08/08/2024

Ato indray aloha mankafy sakafo matsiro 😍😍😋😋😋

Re-Coucou ❤️😊!Misaotra betsaka anareo manjifa ny Vokatra malagasy 🇲🇬. 🙏🙏❤️📌Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande ...
08/08/2024

Re-Coucou ❤️😊!Misaotra betsaka anareo manjifa ny Vokatra malagasy 🇲🇬. 🙏🙏❤️
📌Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande Malagasy Noodles an❤️amin'ny vidiny mirary tongava mp fa vonona handray anao izahay 😊.
Mirary Alina feno fiadanana ho an tsika rehetra 😉bisous 😘

Coucou 😉. Salama tsara daholo ve? Ho anareo izay te ihinana malagasy noodles 🇲🇬rahampitso nefa tsy nanao commande dia  m...
08/08/2024

Coucou 😉. Salama tsara daholo ve? Ho anareo izay te ihinana malagasy noodles 🇲🇬rahampitso nefa tsy nanao commande dia misy 500g (1) dispo afaka livré-na rahampitso ato zay haka azy. 😋Mankasitraka anareo foana an
🏷️Dia ho anareo izay haka azy dia tsara kokoa raha avy dia miantso mivantana manao confirmation na ihany koa mp avy hatrany 😉
🏷️Dia lundi indray vao misy livraison an, fa ho amin'ny rahampitso efa feno avokoa hialana tsiny indrindra fa tsy mandray commande ho amin'ny livraison rahampitso intsony izahay(afatsy ilay 500g).
🏷️Ho anareo izay Mila amin'ny lundi dia androany hatramin'ny Dimanche no alefa ny commande (avant 15h)....mp na miantso mivantana 😉
📞0340832629/0346460397 /032 6213348/0382040971
Zay fa bisous be daholo 😘😘

Re-Coucou ❤️😊!Misaotra betsaka anareo manjifa ny Vokatra malagasy 🇲🇬. 🙏🙏❤️📌Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande ...
16/07/2024

Re-Coucou ❤️😊!Misaotra betsaka anareo manjifa ny Vokatra malagasy 🇲🇬. 🙏🙏❤️
📌Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande Malagasy Noodles an❤️amin'ny vidiny mirary tongava mp fa vonona handray anao izahay 😊.
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho an tsika rehetra 😉bisous 😘

⚠️Elaela zay tsy teo zahay , dia indro ary fa niverina ny sakafo matsiro be ⚠️✅Efa mandray ny commande rehetra ho amin'n...
27/05/2024

⚠️Elaela zay tsy teo zahay , dia indro ary fa niverina ny sakafo matsiro be ⚠️

✅Efa mandray ny commande rehetra ho amin'ny livraison vendredi indray izahay
Ireto avy ny karazany ary :
🔴 Nouilles soupe / mine-sao (aux œufs) : 5400ar ny 500g 🍲🍝
🔴 Tagliatelles aux œufs : 5400ar ny 500g 🍝🍝🥚

❌Sans œuf❌

⚫Nouille soupe /mine-sao -: 4400ar ny 500g 🍲🍜

⚫Tagliatelles : 4800ar ny 500g 🍝🍝

✅Alefaso ary ny commande e! 😉❤️😋
✅Aza misalasala mandefa mp na miantso mivantana ny 0340832629 /032 6213348
WhatsApp 0340832629

Fantatrareo vé fa Efa lasa misy géant ny   sy ny  🇲🇬?.✅Mora kokoa🥰✅ Matsiro bé foana 🥰✅Izay mividy amin'ity herinandro i...
27/05/2024

Fantatrareo vé fa Efa lasa misy géant ny sy ny 🇲🇬?.
✅Mora kokoa🥰
✅ Matsiro bé foana 🥰
✅Izay mividy amin'ity herinandro ity an, Dia Mahazo cadeaux Mami bé 😋🥰🥰😘🍯

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RaOly Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category