GASY FORMOSA

Call Directions Contact the business

GASY FORMOSA GASY FORMOSA is a Malagasy company; "Formosa" means beautiful. We aim to promote Malagasy products

Asio tsiro miavaka ny fety....Alefaso ny commande fa ianao sisa no andrasana 😊 Maaachiiirrroooooo🥰
23/06/2026

Asio tsiro miavaka ny fety....Alefaso ny commande fa ianao sisa no andrasana 😊 Maaachiiirrroooooo🥰

📣📣Efa mameno stock ho anao🫵🫵 hiomana hisakafo tsara amin'ny fety izahay🇲🇬🇲🇬 fa mandefasa MP amin'ny commande-nao sao lan...
17/06/2026

📣📣Efa mameno stock ho anao🫵🫵 hiomana hisakafo tsara amin'ny fety izahay🇲🇬🇲🇬 fa mandefasa MP amin'ny commande-nao sao lany indray ary 🥰

HEYYYYYY ....iee, ianao mihitsy 🫵😁!!! Efa tonga ny Vary manitra Mme Rose amn'ilay qualité hitiavanao azy foana. Koa ataovy commandes fa mandeha izy aooo sady efa ho avy ny fety....🥰

HEYYYYYY ....iee, ianao mihitsy 🫵😁!!! Efa tonga ny Vary manitra Mme Rose amn'ilay qualité hitiavanao azy foana. Koa atao...
26/05/2026

HEYYYYYY ....iee, ianao mihitsy 🫵😁!!! Efa tonga ny Vary manitra Mme Rose amn'ilay qualité hitiavanao azy foana. Koa ataovy commandes fa mandeha izy aooo sady efa ho avy ny fety....🥰

🥰Ho fanatsarana ny vokatra sy fiarovana amin'ireo mety bibikely dia efa misy ny aro vokatra manokana ho an'ny vary gasy ...
22/05/2026

🥰Ho fanatsarana ny vokatra sy fiarovana amin'ireo mety bibikely dia efa misy ny aro vokatra manokana ho an'ny vary gasy mena 5 kg sy fanamafisana ny hidin'ny vary gasy mena 1 kg.

Manasa anao hanjifa ny vokatra Malagasy hatrany 🇲🇬🇲🇬

Mitohy hatrany manolotra ny tsara ho antsika🥰. Vokatra vaovao, feno otrik'aina mahasalama natokana ho antsika  rehetra i...
16/04/2026

Mitohy hatrany manolotra ny tsara ho antsika🥰.
Vokatra vaovao, feno otrik'aina mahasalama natokana ho antsika rehetra indrindra amin'izao fidirana amin'ny vanim-potoana ririnina izao eto Madagasikara😶‍🌫️ satria dia maro hery fiarovana hiatrehana izany....💪☺️

Mandroso ary ao amin'ny mp ho an'izay hanjifa ooo

Efa afaka jifainao mivantana ihany koa eny amin'ny - Andranotapahina 🥇

03/04/2026

Devenez nos revendeurs

03/04/2026

🙂Ho anao izay maniry hiara-hiasa aminay dia aza misalasala mifandray aminay fa vonona hifandray aminao izahay 🙂

🎉VOKATRA VAOVAO HATRANY 🎉Ny voamaina dia sakafo ara-pahasalamana afaka mahasolo ny hena nefa tena feno proteina sy singa...
31/03/2026

🎉VOKATRA VAOVAO HATRANY 🎉

Ny voamaina dia sakafo ara-pahasalamana afaka mahasolo ny hena nefa tena feno proteina sy singa ilain'ny vatana 🥰💪

Manasa anao hanjifa ary fa efa vonona ny vokatra efa voasivana. Iza no hanaterana ary🫵? Misy 01kg sy 500 grs

Fifaliana no iarahabanay  anao tratry ny krisimasy ary mirary taom-baovao feno fahombiazana ho anao izahay
26/12/2025

Fifaliana no iarahabanay anao tratry ny krisimasy ary mirary taom-baovao feno fahombiazana ho anao izahay

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
101

Telephone

+261344463412

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY FORMOSA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GASY FORMOSA:

Shortcuts

Share