Agri'Up

Agri'Up Orinasa manandratra ny vokatry ny Tantsaha.

🇲🇬 Ny fikarakarana ny vatana dia isan'ny zon'ny Vehivavy ihany koa. Amin'izao 8 martsa izao, omem- boninahitra manokana ...
08/03/2026

🇲🇬 Ny fikarakarana ny vatana dia isan'ny zon'ny Vehivavy ihany koa. Amin'izao 8 martsa izao, omem- boninahitra manokana ny Vehivavy rehetra, tsarovy fa ny Vehivavy Dia Hery iray hoan'ny fanavaozana ny firenena.

Mankahery ny Vehivavy rehetra izahay hanome lanja izay rehetra ara-pahasalamana. Satria mendrika ny tsara indrindra ny fikolokoloina ny herin'ny Vehivavy. 🍀

🍠 Ny LAFARININA VOMANGA tsy misy gluten dia natao hanome hery antsika amin'ny fibatana ny ho avy.

"Sakafo ara-pahasalamana ho an'ny Vehivavy matanjaka."🦸‍♀️
-----------------------------

🇫🇷 "Prendre soin de soi, c'est aussi un droit.
Pour ce 8 mars, nous célébrons celles qui nourrissent le monde avec soin, nous rendons hommage aux femmes qui choisissent une alimentation consciente pour elles et leurs proches. Parce que notre énergie mérite le meilleur de la nature.🍀

🍠 Notre farine patate douce sans gluten est conçue pour nous donner la force de porter l'avenir.

🌸 Belle journée internationale des droits de femme 🌸

🇲🇬 Madagasikara no manome antsika ny tsara indrindra ✨ Ny lafarinina eto an-toerana toa ny LAFARININA VOMANGA vokarin'ny...
05/02/2026

🇲🇬 Madagasikara no manome antsika ny tsara indrindra ✨

Ny lafarinina eto an-toerana toa ny LAFARININA VOMANGA vokarin'ny Agri'Up, ny lafarinina katsaka, ny lafarinina mangahazo sns ... dia mazàna vao mainka vaovao, tsy misy akora simika, voafehy hatrany am-potony : seham-pambolena, seha-panodinana ary manohana ny tantsaha Malagasy.

"Ny safidy hanjifa sy hampiasa ny vita eto an-toerana dia midika hoe mikarakara ny fahasalamanao sy ny firenenao."

-------------------------------------------------------

🇫🇷 Madagascar nous offre le meilleur ✨

Les farines locales comme la farine patate douce de l'Agri'Up, farine de maïs, farine de manioc .. sont souvent plus fraîches, sans additifs industriels, bien traité dès la plantation et soutiennent les agriculteurs malgaches.

"Consommer local, c'est prendre soin de sa santé et de son pays"

✨ Utilisez de la farine de patate douce pour réduire l'ajout de sucre raffiné, profitant de sa douceur naturelle. 🍠🍠🍠🍠🍠🍠...
02/02/2026

✨ Utilisez de la farine de patate douce pour réduire l'ajout de sucre raffiné, profitant de sa douceur naturelle.

🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠🍠

✨ Mampiasà LAFARININA VOMANGA, tombony lehibe ny afahanao mampihena ny fatran'ny siramamy rehefa mampiasa azy, ankafizo ny tsiro mamy malefaka ao aminy.

🇲🇬 Tsy azo ajanona ny fandehan’ny fotoana, saingy azo atao tsara ny mampiadana ny fahanterana amin’ny alalan’izay hita a...
29/01/2026

🇲🇬 Tsy azo ajanona ny fandehan’ny fotoana, saingy azo atao tsara ny mampiadana ny fahanterana amin’ny alalan’izay hita ao an-dovia.
🍠 Ny sakafo no fitaovana voalohany miaro ny sela sy mampisinda ny rerahana amin’ny vatana.
karazan-tsakafo loharanon’ny fahatanorana ny LAFARININA VOMANGA TSY MISY GLUTEN vokarin'ny

🔎Ahitana ireo akora ilain’ny vatana toy ny :
Vitamine C : manome famirapiratana ny tarehy 💆💆‍♀️sy manamafy ny hoditra 🧏
Antioxydant : miaro ny sela amin'ny fahanterana aloha loatra. ✨

-----------------------------------------------

🇫🇷 Le vieillissement ne s'arrête pas, mais il peut se ralentir grâce à ce que vous mangez.
🍠 L'alimentation agit directement sur le renouvellement cellulaire et la protection contre le stress oxydatif.
L' incontournable de la longévité: la FARINE PATATE DOUCE naturellement SANS GLUTEN de l'AGRI'UP

🔎 Parmi les sources les plus riches en antioxydants, celle qui protège vos cellules contre les radicaux libres ✨
🔎 Source de Vitamine C : Indispensable pour la synthèse du collagène, elle raffermit le visage et illumine le teint 🧏

🇲🇬 Sakafo tsotra nefa be otrikaina toy ny LAFARININA VOMANGA tsy misy gluten, proteine végétal toy ny Tsaramaso mena ......
20/01/2026

🇲🇬 Sakafo tsotra nefa be otrikaina toy ny LAFARININA VOMANGA tsy misy gluten, proteine végétal toy ny Tsaramaso mena .... Ireny Dia EFA zava-dehibe amin'ny fahatomombanan'ny Fahasalamanao andavanandro.

Aleo misoroka toy izay mitsabo, sakafo voalanjalanja tsara Dia EFA manova Zavatra be ❗

------------------------------------

🇫🇷 Des choix alimentaires simples comme la , protéines végétales... peuvent faire toute la différence dans votre bien-être quotidien.

Prenez soin de vous, un petit ajustement dans votre alimentation peut tout changer ❗

🇲🇬 Salama e 🌸Asabotsy anio, andro fakana Aina, hanomezana foatoana hoan'ny tenanao sy fikarakarana vatana fa mendrika iz...
17/01/2026

🇲🇬 Salama e 🌸

Asabotsy anio, andro fakana Aina, hanomezana foatoana hoan'ny tenanao sy fikarakarana vatana fa mendrika izany ianao 🥰

----------------------

🇫🇷 Bonjour 🌸

Aujourd'hui c'est samedi 🏵️ prends du temps pour toi et prends bien soin de toi , tu le mérites 🥰

Inona ny LAFARININA tinareo indrindra amin'ireo izay vokarina eto an-toerana❓Ny anay lafarinina vomanga tsy misy gluten ...
13/01/2026

Inona ny LAFARININA tinareo indrindra amin'ireo izay vokarina eto an-toerana❓

Ny anay lafarinina vomanga tsy misy gluten vokarin'ny Agri'Up mazava hoazy 😍

☑️ Natoraly sy Mbola mitana ny tsiro Tsara
☑️ Tsy misy akora simika
☑️ Manana sanda ara-tsakafo ambony

-------------------------

🇫🇷 Quelle est votre farine locale préférée ❓

Pour nous c'est la de l'Agri'Up 😍

☑️ Produits frais
☑️ Sans additifs chimiques
☑️ Nutritive

🇲🇬 Eeeh, tehaka be hoanao fa zoma ny androoo 👏 vita soa ny herinandro. Fakan'aina Kely indray aloha izao 😃Sopapa Kely  r...
09/01/2026

🇲🇬 Eeeh, tehaka be hoanao fa zoma ny androoo 👏 vita soa ny herinandro. Fakan'aina Kely indray aloha izao 😃

Sopapa Kely raha haka aina ao antrano Dia ilaina koa mba manao "goûté goûté" kely toy ny crêpes, pancakes 🥞, cookies 🍪 mofomamy 🍰 Sady Mbola ao anatin'ny fety fifampiarahabana nahazo taom-baovao mihitsy izao.

Akora iray mampiavaka sy manome tsiro tsy manan-tsahala ny LAFARININA VOMANGA TSY MISY GLUTEN 🍠 vita Malagasy 🇲🇬

-----------------------

🇫🇷 Hey, bravo nous sommes le vendredi 👏 on va passer à la weekend ✨ c'est l'heure de se détendre un peu 😃

Des petits idées des moments doux surtout quand on reste chez soi : choisis une recette qui vous inspire tel que la galette 🥮 pancakes 🥞 gâteau 🍰. Et la fête de bonne année et les présentations de vœux continuent entre des proches.

Profitez -en d'utiliser l'ingrédient puissant FARINE PATATE DOUCE naturellement SANS GLUTEN qui donne un goût unique à votre recette, produits de terroir de Madagascar 🇲🇬

🇲🇬 Ny Zavatra ilaintsika rehefa vita fety Dia ny manadio vatana nefa misakafo ihany misakafo tsara hatrany.✨ Lafarinina ...
05/01/2026

🇲🇬 Ny Zavatra ilaintsika rehefa vita fety Dia ny manadio vatana nefa misakafo ihany misakafo tsara hatrany.

✨ Lafarinina manamaivana
✨ Lafarinina tsy misy gluten
✨ Lafarinina mety indrindra amin'ny Fahasalamana

------------------------

🇫🇷 Ce qu'il nous faut après les fêtes c'est le "Détox gourmande" 🤭

✨ Farine légère
✨ Farine sans gluten
✨ Farine alternative saine

🫰 Farine patate douce de l'Agri'Up 🍠

́toxnaturelle

🇲🇬 Ry mpanjifa malala, mirary taona 2026 mahafinaritra ho anareo ny ekipa manontolo!Enga anie ity taona vaovao ity ho fe...
01/01/2026

🇲🇬 Ry mpanjifa malala, mirary taona 2026 mahafinaritra ho anareo ny ekipa manontolo!

Enga anie ity taona vaovao ity ho feno fahasalamana, tsiro matsiro ary fotoana hifampizarana. Misaotra noho ny fankafizanao vokatra Agri'Up vita Malagasy. Faly izahay manohy manolotra anao ny kalitao tsara, lafarinina vomanga tsy misy gluten.

------------------------------------

🇫🇷 "Chers clients, toute l'équipe vous souhaite une merveilleuse année 2026"

Que cette nouvelle année soit synonyme de santé, de saveurs et de moments de partage. Merci pour votre fidélité. Nous sommes ravis de vous accompagner avec nos délices sans gluten.



Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261343353777

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agri'Up posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Agri'Up:

Share