29/12/2021
Nohon'ny olana ara-tecnique dia ampafatarina isika panjifa fa ity ndray no page vaovao ampiasain'ny H_Varotra manomboka eto.Aza misalasala ary fa vonona hanome fahafahampo hoanao izahay.Ary tsy hijanona ao anatin ny resaka kiraro fotsini fa mety hiisy entana hafa hoitanao ato.Mirary soa Tompoko