Ampela

Call Directions

Ampela Vente de decoration en ligne ♥️

Bonjour 👋 ! Ireto misy déco tsara kely , Vase , Déco statuette, ! Mp fa vitsy kely oh
08/10/2026

Bonjour 👋 ! Ireto misy déco tsara kely ,
Vase , Déco statuette, !
Mp fa vitsy kely oh

Bonjour ! Ireto ndray misy tableau Afaka atao décoration tsara , dia ilay Oliviers Koa disponible Mp ary oh !
06/10/2026

Bonjour ! Ireto ndray misy tableau Afaka atao décoration tsara , dia ilay Oliviers Koa disponible
Mp ary oh !

Bonjour 🥰 ! Ireto misy Tête de lit tsara kely ho anizay liana oh Misy amilay 3places de misy iany koa 2places ! Mp ary o...
05/10/2026

Bonjour 🥰 ! Ireto misy Tête de lit tsara kely ho anizay liana oh
Misy amilay 3places de misy iany koa 2places !
Mp ary oh!

Hello hello 👋! Ireto ndray decorations Mamy kely Faut livre 🥰! Afaka atao eo am table basse , table télé ary atao am éta...
03/10/2026

Hello hello 👋!
Ireto ndray decorations Mamy kely Faut livre 🥰! Afaka atao eo am table basse , table télé ary atao am étagère sy consoles !
Mp si vous êtes intéressé 🥰

Bonsoir ! Ireto misy parfum maison amle tena tsara mintsy 🥰, misy afaka isafidianana!
03/10/2026

Bonsoir !
Ireto misy parfum maison amle tena tsara mintsy 🥰, misy afaka isafidianana!

Hello ! Ireo misy decoration mamy kely ho atsika I ndray oh 🥰! Mp ho anizay hanao commande Sady Manao livraison koa izah...
18/03/2026

Hello ! Ireo misy decoration mamy kely ho atsika I ndray oh 🥰!
Mp ho anizay hanao commande Sady Manao livraison koa izahay ka !

Hello ! Tena tsara be anie ireto miroir wavy reto eh Disponible de suite en couleur blanc, rose , noir et bleu 🫶🏾
16/03/2026

Hello !
Tena tsara be anie ireto miroir wavy reto eh
Disponible de suite en couleur blanc, rose , noir et bleu 🫶🏾

16/03/2026

♥️🥰

16/03/2026

Miroir wavydispo de suite en couleur rose,noir, et bleu 🫶🏾♥️!
Tena mamy kely reo anie 🥰

Tena tsara anie hoe ilay miroir wavy eh Sady amlay  tsara qualité reo a 🥰! Dispo en couleur rose et blanc ! Manao livrai...
07/03/2026

Tena tsara anie hoe ilay miroir wavy eh Sady amlay tsara qualité reo a 🥰!
Dispo en couleur rose et blanc !
Manao livraison zahay oh

Address

Antananarivo

Telephone

+261380575465

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ampela posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category