Pass ParTous

Pass ParTous Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Pass ParTous, Épicerie, Marche de Rungis.

🛑 𝗧𝗼𝗵𝗶𝗻𝘆 ..𝗭𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮 𝗳𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗼𝗻𝗼 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗻𝗷𝗮  𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆✅ NOENTIN'IREO FIANAKAVIANA manoloana ny distrika ny ra...
05/05/2026

🛑 𝗧𝗼𝗵𝗶𝗻𝘆 ..𝗭𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮 𝗳𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗼𝗻𝗼 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆

✅ NOENTIN'IREO FIANAKAVIANA manoloana ny distrika ny razana amin'izao Hariva Izao

Nilaza izy ireo Tsy hiala eo raha rsy mivoaka ny marina.

Marihina fa tsy mankasitraka ny famonoana ilay tovolahy voatifitry ny zandary teo amin'ny tratrany izy ireo

🔺 Andrasana ny fivoaran'ny toe-draharaha any an-toerana

Indrana

Aza endrasanareo ho tezitra ny vahoaka izay ianareo vao hanome solution, misy technicien AO, mahay an'io ary sarotra hon...
05/05/2026

Aza endrasanareo ho tezitra ny vahoaka izay ianareo vao hanome solution, misy technicien AO, mahay an'io ary sarotra hono Io, aza ny karana IANY no omena Vahana fa Ilay vahoaka eto amin'ny taniny no banjino

05/05/2026
🛑 𝗭𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿𝘆 ✅Tranga mafana ao Ambanja, mangataka ny fanazavana avy amin'ny gendarmerie ny fokonolona ny antony nitifirana ...
05/05/2026

🛑 𝗭𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿𝘆

✅Tranga mafana ao Ambanja, mangataka ny fanazavana avy amin'ny gendarmerie ny fokonolona ny antony nitifirana ity tovolahy ity teo amin'ny tendany

✅ Tsy izay fa Voalaza ihany koa fa nodorana tamin'ny courant ity Tovolahy ity nandritry ny enquête Natao azy raha ny Nambaran'ireo Mponina any an-toerana

Jereo ao amin'ny commentaires Fanazavana Nataon'ireo Mponina any an-toerana

TSY NIANDRY ELA AKORY DIA TRATRAVoasambotra akaiky Hôpitaly Kely any Toamasina izao alina izao Noelin Sabrino dit Silamo...
03/05/2026

TSY NIANDRY ELA AKORY DIA TRATRA

Voasambotra akaiky Hôpitaly Kely any Toamasina izao alina izao Noelin Sabrino dit Silamo.

Voasambotra miaraka aminy ilay fiara 4x4 nangalariny.

Fiaraha- miasan’ny olon-tsotra sy Police nationale ( Commissariat central Bazar Kely Toamasina) no nahazoana nisambotra azy izao.

Raha tsiahivina dia i Noelin Sabrino ilay natao filazana fikarahoana fatratra androany teto amin’ny tambazotra Facebook noho ny resaka vono olona sy halatra fiara ary lelavola teny Ambohibao Antehiroka (Antananarivo).

©️Mickaelys Kamy Ndiamahazo

🛑🛑𝐑𝐍7 - 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐥𝐚𝐦𝐩𝐲 : [𝐎𝐥𝐨𝐧𝐚 2 𝐦𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐥𝐨𝐳𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐟𝐚𝐦𝐨𝐢𝐯𝐨𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚]Nisehoana lozam-pifamoivoizana namoizana ain'olona, 2 km al...
02/05/2026

🛑🛑𝐑𝐍7 - 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐥𝐚𝐦𝐩𝐲 : [𝐎𝐥𝐨𝐧𝐚 2 𝐦𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐥𝐨𝐳𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐟𝐚𝐦𝐨𝐢𝐯𝐨𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚]

Nisehoana lozam-pifamoivoizana namoizana ain'olona, 2 km alohan'ny hiditra Antsahalava .. Distrika Ambatolampy.
Fiara taksiborosy iray avy any avaratra nifaoka moto. 2 no fantatra fa namoy ny ainy (Ilay nitondra moto ny iray) hatreto.

Androany 2 may 2026 no nisehoan'ny loza. Sary : indrana

🔊🚨Efa tsy hay intsony hoe inona itony zavatra taterina amin’ny vata kely itony na volamena na inona fa ny azo antoka alo...
02/05/2026

🔊🚨Efa tsy hay intsony hoe inona itony zavatra taterina amin’ny vata kely itony na volamena na inona fa ny azo antoka aloha dia tsy vatan’i Kristy ho ahondrantsika ho any Rome ireto.

⭕️Hatramin’ny oviana izany no hijerena fotsiny an’izao zavatra izao ???…..tsy misy mangarahara , tsy misy fanazavana, dia rehefa miteny sy mitsikera ny olona dia enjehina sy samborina…???

😭😭😭😭😭Dépôt tsy lavitra Bar Mamahely Tranga tam Alina Lehilahy iray voahendaka Sady vôlamôka.Mbola manaraka fitsaboana am...
02/05/2026

😭😭😭😭😭

Dépôt tsy lavitra Bar Mamahely

Tranga tam Alina

Lehilahy iray voahendaka Sady vôlamôka.

Mbola manaraka fitsaboana am hôpital

02/05/2026

🚨❌ ILAY LEHILAHY 🥲 ❌❌

✖️ Lozam-pifamoivoizana niseho omaly
👉 Nizara roa ilay lehilahy voahitsaky ny fiara be ao Ambalavao Tsienimparihy (RN7).

📌 Nisy moto 2 hifanena ary nifandòna ;
Nipitika ny lehilahy tamin'ilay moto 1. Ary voahitsaky ny kodiaran'ny fiara be.

⛔ Nianjera ihany koa ny lehilahy sy vehivavy bevohoka tamin'ny moto 1 ary efa noentina any amin'ny hopitaly.

Skispass Atm

TSAROVY sy ataovy ao an-tsaina fa ny Fitsarana dia vola no miodina ao sy hendrika ivelany, ka raha toa IANAO ka tsy ao a...
01/05/2026

TSAROVY sy ataovy ao an-tsaina fa ny Fitsarana dia vola no miodina ao sy hendrika ivelany, ka raha toa IANAO ka tsy ao anatin'ireo sokajy roa ireo Dia miomana fa dia miandry anao ny fonja.
Ity namana ity dia mampalahelo tokoa satria mavomavo Kely lery, ary Azo antoka fa tsy manana havana na mahalala olona mba afaka hiaro sy anampy ka mora ho an'lery ny miditra ny varavaran'ny tsiafaha.
🔥Ny mahagaga koa dia samy manambotra ny tenany ireto mpitolona satria hita be hoe olona hafaka sy manam-pahaizana ry zareo dia mora aminy ny manodina ny sain'ny moanarak'azy hiaro ny tenany. Saingy ity namana ity dia vato boribory ary mbola namela zanaka 2 tampoka na dia tsy maty aza fa nigadra.
🔥 Raha ny fijeriko azy aloha dia tsy hanohana an'izao FITONDRANA Izao sy ny forongony ary tena hankahala tanteraka raha ny heviny no anontaniana satria nogadrainareo IZY dia fahaizana azy Ve izany satria zanaka Tiana....Diso nareo

✍️ Pass Partous

🟢 AMBATOMARO: VOASAMBOTRY NY POLISY IREO JIOLAHY ROA ISAN'IREO MAMPIHOROHORO NY OLONA. 👮 Ady amin’ny tsy fandriampahalem...
01/05/2026

🟢 AMBATOMARO: VOASAMBOTRY NY POLISY IREO JIOLAHY ROA ISAN'IREO MAMPIHOROHORO NY OLONA.

👮 Ady amin’ny tsy fandriampahalemana.

🚨 Voasambotry ny Polisy teny Ambatomaro i Menaka sy Bali, mpamaky trano roalahy, hikoizana sy mampandry andriranantsy ny mponina eny an-toerana.

🎯 Ny alin’ny Alarobia 29 Aprily 2026 no naharay antso ny Polisy fa misy mikasa hiditra ao amin’ny tokan-trano iray eny an-toerana. Nirotsaka an-tsehatra avy hatrany ireo mpitandro ny filaminana ka voasambotra ireto jiolahy ireto.

✅ Ahiana mafy ho mbola misy naman’izy ireo hafa miafina anaty fiarahamoninina any ka tsy maintsy karohina ary ho fantarina anaty famotorana izany.

📣 Ho antsika mpiray Tanindrazana kosa dia mailo hatrany ary sahia mitoroka ireo olon-dratsy fa tazonina ho tsiambaratelo tanteraka izany. Raha ny Polisy no hilazalaza ny momba ny mpanome vaovao azy dia iza intsony no hatoky Polisy ? Matokia fa tanana tsiambaratelo ny momba anao.

⚖️ Nentina avy hatrany eny amin’ny Kaomisaria ireo voasambotra hanaovana fanadihadiana alohan'ny anolorana azy ireo eny amin'ny fitsarana.

30/04/2026

TSY TE HANDRAY TARATASY IANAO (convocation na signification)… NEFA EO AMBARAVARANAO NY HUISSIER NA COURRIER 😳

👉 Fanontaniana lehibe :
Afaka mandà tsy handray ve ?

⚖️ Valiny :
❌ Tsy mahasakana ny procédure handeha ny fandàvana tsy handray izany.

🤔 Nahoana ?
👉 Raha convocation (fiantsoana)
na signification (taratasy ofisialy avy amin’ny huissier)
➡️ Na mandà ianao, na tsy mandray…
👉 heverina ho efa nampahafantarina ianao

⚠️ LOZA METY HITRANGA
👉 Raha tsy mandray na tsy mamaly ianao :
❌ Misy ny didy hivoaka, nefa tsy natrehanao
❌ Mety ho very zo hiaro tena ianao
❌ Mety hisy décision mivoaka nefa tsy fantatrao

💡 Toro-hevitra
👉 Raiso foana ny taratasy
👉 Vakio tsara
👉 Mitadiava torohevitra amin'ny mpahay Lalàna haingana

🎯 Fehiny
👉 Tsy mandray taratasy tsy midika fa tsy mitohy ny raharaha
👉 Ny raharaha dia mandeha foana

📩 Mila fanampiana na toro-hevitra? Mandefasa message privé na miantso avy hatrany.

➡️Conseil Juridique Mada
➡️Convocation - Signification

Adresse

Marche De Rungis

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Pass ParTous publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager