24/09/2025
Septique kely aho tamin’ny voalohany satria amiko saropady io faritry ny vatana io, fa rehefa nampiasa azy dia tena hafa-po be!
👌 Coton tena coton amin’ilay tsy mampangidihidy.
🪶 Manify kely tena tsy mampa-mailomailo mihitsy hoe sao midongona mamaritra nefa tena mahavita tsara ny asany ho antsika be flux 🤗
Breeeef, andramo mihitsy aloha ki dia teneno ahy eto hoe tianareo ve ny serviette hygiénique Pelasoa.
Perso, je valide ✅