02/09/2026
๐จ๐ฟโ๐ป๐Natomboka tamin'ny fomba ofisialy androany 02 septambra 2026 tao amin'ny Bataillon infanterie Toliara ny fitsarร na Miaramila izay ahazoana karatra maintso ho an'i Toliara II.
๐๐ฟMarihina fa zatovovavy sy zatovolahy feno 19 ka hatraminy 31 taona no afaka maka izany.
๐๐ฟ Ireto avy ny daty hanatanterahana izany:
๐ชToliara II: 02 ka hatramin'ny 05 Septambra 2026 ao amin'ny Bataillon infanterie Toliara.
๐ชAnkililoaka: 13 Septambra ao amin'ny EPP
๐ชSoahazo: 19 Septambra ao amin'ny EPP
๐ชAndranovory: 21 Septambra ao amin'ny EPP
๐๐ฟMitohy foana ny fitsarร na ny sabotsy sy Alahady. Karapanondrompirenena sy penina manga ihany no ilaina amin'izany.
๐๐ฟIlaina ny karatra maintso rehefa hikarakara taratasim-panjakana, toy ny fifaninanana sy fifantenana hidirana ho mpiasam-panjakana fa indrindra rehefa hivoaka any ivelany.
ยฉInfos Toliara