Soa Voam-boatavo Toamasina

Soa Voam-boatavo Toamasina Voam-boatavo voafantina eto Toamasina sy faritra antsinanana (Annexe Soa voamboatavo Tanà)
034 56 772 66

Ho antsika eto TOAMASINA sy Atsinanana VOAM-BOATAVO mahasoa 🏺Vovony na Voany.Vokatra @ kalitao tena tsara sy voavoatra, ...
02/03/2026

Ho antsika eto TOAMASINA sy Atsinanana VOAM-BOATAVO mahasoa 🏺Vovony na Voany.
Vokatra @ kalitao tena tsara sy voavoatra, 100% natoraly tsy misy fangarony.
Tsy mila manafatra avy any Antananarivo intsony

20.000 Ar tsy miova ny fonosana iray.
Lanjany : 150g Net

- Prostate : mampihena ny fivontosana, mitazona ny prostate tsy hivonto. Manampy ny lehilahy ho amin'ny fahatanjahana.
- Diabète : mampihena ny tahan'ny siramamy ao amin'ny vatana, manala ny manetsina ny fantson'amany. Mampilamina ny fiasan'ny voa
- Tosi-drà : manala tsikelikely ny cholesterole be loatra amin'ny vatana, manampy amin'ny fikorianana'ny ra, manala ireo tavy manelingelina ny lalandra sy ny fo. Mahatonga ny tosi-dra hilamina.
- Près sy postemenopause : mora kokoa ny hiatrehan'ny vehivavy ireo noho ny filamina'ny fo sy ny tosi-dra.
- Hoditra : manamandina ny hoditra, manalefaka sy miaro azy tsy homakina.
- Ny saina : manampy amin'ny fiasan'ny saina noho izy misy oméga 3.
- Anticorps, misy vitamine C.
- Manampy amin'ny torimaso.
- Manampy amin'ny fanirin'ny volo.
- Mety atao fanampin-tsafako ihany koa.

Efa misy fomba fampiasana azy eo @ emballage.
Afaka miditra mp @ andinindininy.

Laharana: 0345677266 na 0329288120

Manao livraison manomboka amin’ny 3000 Ar (Arakaraka ilay toerana misy anao).

Address

Tanamakoa
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Voam-boatavo Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category