31/12/2025
BONNE ANNEE daholo ô🥰😍
Hitondra SOA sy FANAMBINANA ary FAHASALAMANA ho antsika anie ity taona vaovao ity.
Mankasitraka tanteraka anareo izay nanohana sy mbola hanohana. Samy ho tahian'izay Inoany anie isika rehetra🙏❤️