15/03/2026
🥰🥰🥰Sak'Ay Mlay🥰🥰🥰
👌👌 sakay misy voanjo ary misy ihany koa ny sosy voanjo misy sakay 🥰🥰 afaka misafidy tsara
🫠🫠Mitondra fankasitrahana hoatsika rehetra tamin'ny fanjifana 🫠🫠
🫡🫡 d mbola ato zahay vonona hanome fahafahapo hoatsika an 😝 manomboka rapitso ndray ny livraison fa alefaso ny commande