MALALa nirinahaingo

MALALa nirinahaingo Coiffure 🥰💇🏽,
onglerie ,💅🏽
Ésthetique👄
Mifanoro ,mifanampy 🇲🇬

24/10/2026

➡️..Zay le fiainana e 🥹,misy mamy de misy mangidy
➡️.. 💪🏻Fa manana finoana fona hoe tsy maintsy hahita mangirana 🥰

MALALa nirinahaingo🙏🩷

..😲🤣⏱️..Ela ny ela fa Tonga 🥱20000ar teto 🤪 Le Arizato 100ar Apandrina 😆😅    🤗..  Asina kilalao ve  🙏🥰  Araho hatrany MA...
22/10/2026

..😲
🤣⏱️..Ela ny ela fa Tonga 🥱20000ar teto
🤪 Le Arizato 100ar Apandrina 😆😅

🤗.. Asina kilalao ve
🙏🥰 Araho hatrany MALALa nirinahaingo

21/10/2026

🗣️:Refa le misy miantso hoe Madame 🥱iny ndrie nefa mbola tsy manambady de ahona no avaly anazy 🥱😅

MALALa nirinahaingo💗😅

➡️Mety tsy nahomby androany 🥹.     ➡️💪🏻Mahareta de araho hezaka fona           🙏 Fa ho avy ny andro mbola hitsiky 🥰.    ...
17/10/2026

➡️Mety tsy nahomby androany 🥹.
➡️💪🏻Mahareta de araho hezaka fona

🙏 Fa ho avy ny andro mbola hitsiky 🥰. 🙏fa vita ihany ilay tanjonao🏆🥰

MALALa nirinahaingo🙏🏆🥰

🥰Tsikitsiky hoetina matory indray 🥰No etiko hirarina Alina mafinaritra        🤗.. Ho Atsika rehetra 😘😘💗             MALA...
08/10/2026

🥰Tsikitsiky hoetina matory indray
🥰No etiko hirarina Alina mafinaritra
🤗.. Ho Atsika rehetra 😘😘💗


MALALa nirinahaingo 🙏💗

29/09/2026

Zao ny Ambanivohitra anay 😍🌾
Fa mafinaritra fona anie hoa e 🥰

MALALa nirinahaingo ❤️🌾

Mirary Alahady mafinaritra ,Ho feno ny fitahiny🥰Mba ho lavitriny ratsy sy loza 🤚MALALa nirinahaingo🙏🥰
27/09/2026

Mirary Alahady mafinaritra ,Ho feno ny fitahiny🥰
Mba ho lavitriny ratsy sy loza 🤚

MALALa nirinahaingo🙏🥰

😅Ny tapikandrinako mbola           mamiratra 🤩 Noho ny hoaviny  Madagasikara  😂   Ataovy mafinaritra ny zoma 😍MALALa nir...
25/09/2026

😅Ny tapikandrinako mbola mamiratra 🤩
Noho ny hoaviny Madagasikara 😂

Ataovy mafinaritra ny zoma 😍
MALALa nirinahaingo ho🙏

😍..Zoma mafinaritra ndray ..  Aiza nareo, fa asina crédit ndray 🤗   ..Present kely aloha ary hoe 😄👆   🙏Abonne MALALa nir...
11/09/2026

😍..Zoma mafinaritra ndray ..
Aiza nareo, fa asina crédit ndray 🤗

..Present kely aloha ary hoe 😄👆
🙏Abonne MALALa nirinahaingo

🤗..Coucou 😘 ..Ndao mba hilalao kely ndray 😍😅Manaova Ohabolana anie de soloina Hoe😄: COCO ny farany  🫴..Izay commentaires...
09/09/2026

🤗..Coucou 😘

..Ndao mba hilalao kely ndray 😍😅
Manaova Ohabolana anie de soloina
Hoe😄: COCO ny farany

🫴..Izay commentaires mafinaritra indrindra ao omena goûte 🙏😍
Abonné ny page 🥰🙏

MALALa nirinahaingo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MALALa nirinahaingo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category