01/07/2026
🚀 LOGICIEL FITANTANANA VAROTRA SY STOCK (038 61 185 32) – Haingana, Mahomby ary Tsy mila Internet! 💻📴
Mety tsara ho an'ny: Boutiques, Grossistes, Pharmacies, Quincailleries, Bars, Supermarchés, ary indrindra ho an'ny DISTRIBUTEUR LFL, mafonja, TMA 🐔.
🔍 Ireo Asa Azon’ny Logiciel Atao (Fonctionnalités) :
📦 Fitantanana Stock & Entana: Fanarahana mivantana, tantaran'ny stock (historique), fanairana raha ho lany (alerte) 🚨, daty fahataperana (péremption) 📅, ary fitantanana Multi-unité (Gros sy antsiranisany).
🧾 Fivarotana & Faktiora: Fivarotana haingana, fitantanana kaomandy miandry (en attente), ary pirinty faktiora amin'ny Thermal (ticket), A5 na A4 🖨️.
💰 Vola & Trosa: Tatitra tombony mandeha ho azy 📊, ary fanarahana ny trosa mpanjifa sy mpamatsy (fournisseurs).
🐔 Module Akoho manokana: Fitantanana ny kaomandy rehetra momba ny akoho fihinana (chair) sy akoho manatody (pondeuse).
🛠️ Famokarana & Tambajotra: Famoronana tombatombana famokarana (devis de production) ary afaka miasa ordinatera maro miara-mifandray (Multi-poste réseau local) 🌐.
🔐 Fiarovana: Fidirana amin'ny alalan'ny teny miafina (mot de passe) ho an'ny mpiasa sy ny tompony.
❌ Tsy mila abonnement isam-bolana ! Misy fanampiana sy fanazavana (Support) maimaim-poana.
💵 VIDINY (Aloa indray mandeha fotsiny) :
🖥️ ORDI 01 : 150 000 Ar
🖥️ ORDI 02 : 250 000 Ar
🖥️ ORDI 03 : 350 000 Ar
🖥️ ORDI 04 : 450 000 Ar
📲 FIFANDRAISANA & FANDEFAZANA :
🛒 Alefa amin'ny WhatsApp na Email ny logiciel rehefa voaray ny fandoavana.
💳 Fomba fandoavana (MVola) : 038 61 185 32
🧾 Anarana : NASANDRATRINIAINA ERIC THIERRY
☎️ Miantsoa mivantana : 038 61 185 32 / 032 38 721 11 (WhatsApp)