13/08/2025
Ndao mba hiara hitafatafa indray ee...
📻Tongasoa Radio R.K.F (104.0 FM)📀📼🎧🎼
👉Ndao hirary soa⏳
Fandaharana ho arahinao ao amin'ny Radio RKF 104.0 FM isan'andro maraina ka hatramin'ny 8ora maraina..
Hiarahana amin'ny
👉Afaka mangataka hira
👉Mirary soa
👉Maneho hevitra araka ny lohahevitra
Ndao ary😍💓
Shalom daholo ooo💓