Tsena Bienvenu Sabotsy Namehana

Tsena Bienvenu Sabotsy Namehana Tsena hahitanao ''goรปter''n'ny ankizy, Yaourt,PPN sns.maro karazany tsy fahita any an-kafa.manala ny fahasahiranana.Tongava mitsidika.

Ora fisokafana:
Lundi - Samedi : 6h - 19h30. Dimanche. : 9h - 19h30.

BUS LIGNE H๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ด๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ป๐˜†  #๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ.Mpandeha iray niakatra teo   no tsy nomen'ny  reservera fameri...
06/08/2025

BUS LIGNE H
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ด๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ป๐˜† #๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ.

Mpandeha iray niakatra teo no tsy nomen'ny reservera famerim-bola na dia efa nitaky izany aza izy hatrany Andravoahangy. Nomen'ilay tovolahy kely iray an'ilay mpamily avy hatrany ny vola teny an-tanany rehefa tonga teo Ambodivoina. Niezaka nitaky hatrany ilay mpandeha, 2000 Ariary miala iray ny vola nomeny saingy tsy nomen'izy ireo hatramin'ny farany ny fameriny.

Tsy Izaho no naka ny volanao fa ny reservera, hoy ilay mpamily. Niantso mpitandro ny filaminana teo akaiky teo ilay mpandeha mba handamina ny zava-nisy saingy 400 Ariary ihany no nomen'ilay mpamily. Naverin'ilay mpandeha io vola io,"tsy mitondra anareo mankaiza iny ary tsy vola nangalarina ihany koa anefa, hoy izy sady lasa izy nandeha.

Samy efa sorena tamin'ireo mpitondra ity fiara fitateram-bahoaka ity ireo teo amin'ny manodidina.

Ny izay efa mampitaraina ny maro ka manentana ny tompon'andraikitra handray ny andraikiny.
_________________________

Araho ny pejy๐Ÿ‘

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโ˜บ๏ธ2 ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ   ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐˜๐—ผ 1 ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜†.Raha araka ny loharanom-baovao dia izy ireo zokiny indrindra nata...
06/08/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโ˜บ๏ธ2 ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐˜๐—ผ 1 ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜†.
Raha araka ny loharanom-baovao dia izy ireo zokiny indrindra natao faobe tamin`ity taona ity.

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Bienvenu Sabotsy Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category