30/04/2025
Miarahaba e
Aza misalasala manao k么mandy izay sakafo tianao dia izahay mikarakara aty an-trano.
Sakafo ara-pahasalamana , Azo antoka ny fahadiovana .
Tsiro tsy manam-paharoa 馃い
Lasary l茅gioma tsisy vinaigra (citron)
Misy menaka oliva da么ly
Manomboka amin'ny 4500ar
Afaka mik么mandy tsaky izay mety aminao koa an
Alefaso ary ny K么mandy e馃馃槈