Lovia Nah

Lovia Nah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lovia Nah, Grocers, Antananarivo.

Ho antsika izay mikarakara fety aman-danonana, aza misahirana intsony mitady fitaovam-pihinanana fa mampanofa izany izah...
11/03/2025

Ho antsika izay mikarakara fety aman-danonana, aza misahirana intsony mitady fitaovam-pihinanana fa mampanofa izany izahay amin'ny hofany mirary nefa ny fitaovana amin'ilay tsara kalitao indrindra ho antsika izay mipetraka manodidina Analamahitsy, Andrononobe, Ambohitrarahaba, Amkadikely sy Sabotsy Namehana!
Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina raha misy mahaliana anao.
Contact:0346910888/0336815869
Toerana :Andrononobe/Ambohitrarahaba

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lovia Nah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category