Betsy varotra

Betsy varotra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Betsy varotra, Grocers, Tana V, Antananarivo.

10/05/2026

Ny mahatafita anie dia :

Ianao mifantoka amin’ny tanjonao, fa tsy amin’ny fiainan’ny hafa e.

Ianao miasa mafy, fa tsy miandry tolorana.

Ianao manana fisainana miabo, fa tsy mora kivy amin’ny olana mandalo.

Ianao tsy mitahiry alahelo amin’ny olona tsy miraharaha anao, fa ny hoavinao no ataonao laharam-pahamehana.

Mety hangidy izany.
Mety harary izany.

Fa amin’ny fiainana, aleo mandray fanapahan-kevitra sarotra anio,
raha izany no hanandratra anao rahampitso,
toy izay hijanona amin’ny zavatra na olona tsy fantatrao akory raha hiova.

Avelao handeha izay tsy te hiara-dalana aminao.
Avelao hiala izay misafidy lalana hafa.

Tsy voatery hanambitamby olona foana ianao.
Ary tsy mila miandry tambitamby koa ianao.

Satria rehefa tena matanjaka ianao,
ny fitiavana sy ny lanjanao dia avy ao anatinao, fa tsy avy amin’ny hafa.

Réussir avec Martin

💥MP avy hatrany o.💥🥰Mafana anie e❤️
09/05/2026

💥MP avy hatrany o.💥
🥰Mafana anie e❤️

06/05/2026

❤️Capture d'écran dia alefao MP izay mety aminareo ry namako isany a.❤️

06/05/2026
06/05/2026

💥💥💥Arrivage JOGGING CAPUCHON 💥💥💥
⚡ Détails avy eo ary e.⚡

💥Arrivage HORLOGE MURALE 23000ar fotsiny.💥⚡Réel ny sary 💥Mp avy hatrany.💥
23/04/2026

💥Arrivage HORLOGE MURALE 23000ar fotsiny.💥
⚡Réel ny sary
💥Mp avy hatrany.💥

💥Mamakana izy izany leretsy💥
10/04/2026

💥Mamakana izy izany leretsy💥

10/04/2026

🔥🛑 𝗜𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘁𝗿𝗼𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗼𝗲 “𝗛𝗼𝗹𝗶𝗸𝗼𝗹𝗶𝗸𝘆”.

⭕ Araka ny vaovao voaray omaly dia nisy olona roa niara-nihinana ity trondro ity, ka namoy ny ainy ny iray ary mbola manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly kosa ny iray.

⭕ Marihana fa nisy saka ihany koa nihinana ilay trondro ka maty avy hatrany, manamafy ny ahiahy amin’ny maha-mety misy poizina azy.

⭕ Efa mandray fepetra sy manao fanadihadiana momba ity tranga ity ny tompon’andraikitra.

⚫ Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana mana-manjo.

📷 Indrana ...................
👍 Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.

Address

Tana V
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Betsy varotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category