Miavaka sy Kanto page officiel

Miavaka sy Kanto page officiel 🌸 Boutique en ligne TANA🌸
💫Vente des bijoux inoxydable
💫 Vente des bracelets en pierre naturelle
💫 Article bébé
💫 Décoration
💫 Ustensiles

Collier en Pierre naturelle 🔥5000ar🔥
29/05/2026

Collier en Pierre naturelle
🔥5000ar🔥

🌸 Idée cadeau fête des mères 🌸❌PRIX MAHAVOASAZY❌Tout à 5000arFarombaka farombaka retsy eeeehKoa satria tiako be ianareo ...
29/05/2026

🌸 Idée cadeau fête des mères 🌸
❌PRIX MAHAVOASAZY❌
Tout à 5000ar
Farombaka farombaka retsy eeeeh
Koa satria tiako be ianareo dia alefako 5000ar foana na dia ireto luxe be ireto
Araraoty fa amin'ity fetin'ny reny ity ihany ah
Miverina prix normale rehefa Tapitra ity mantsy
❌Vaovao daholo❌
❌ photo réel ❌
Point de vente itaosy hopitaly

🌸 IDÉE CADEAU FÊTE DES MÈRES 🌸Tout à 5000arAo amin'ny commentaires arySamia misavasava ao daholo😊Photo réel avokoaNB: + ...
29/05/2026

🌸 IDÉE CADEAU FÊTE DES MÈRES 🌸
Tout à 5000ar
Ao amin'ny commentaires ary
Samia misavasava ao daholo😊
Photo réel avokoa
NB: + 4000ar fotsiny izy raha asiana boîte

Bonjour bonjour 😊 Koa satria moa maromaro ianareo no  niteny oe aleo atao live photo ilay izy dia andefa azy ary izahay ...
29/05/2026

Bonjour bonjour 😊
Koa satria moa maromaro ianareo no niteny oe aleo atao live photo ilay izy dia andefa azy ary izahay ka aza miala lavitra ooooh
🌸 Idée cadeau fête des mères tout à 5000ar🌸
Antsoy ny namana aza

29/05/2026
🏵️ IDÉE CADEAU FÊTE DES MÈRES🏵️ 💜💜💜💜💜💜💜💜🤎Tout à 5000ar (sans boîte)🤎 Si avec boîte 8000ar
28/05/2026

🏵️ IDÉE CADEAU FÊTE DES MÈRES🏵️
💜💜💜💜💜💜💜💜
🤎Tout à 5000ar (sans boîte)
🤎 Si avec boîte 8000ar

Marque page et sticky notes✍️3000ar/pc
28/05/2026

Marque page et sticky notes✍️
3000ar/pc

🌼Blessed🌼Bracelet en perle 10mm 5000ar 8000ar si avec boîte modèle unique
28/05/2026

🌼Blessed🌼
Bracelet en perle 10mm 5000ar
8000ar si avec boîte
modèle unique

🌸 Tolory zavatra mamikely neny🌸Mbola idée cadeau fête des mères ihany aloha🌼Tout à 5000ar🌼🌼si avec boîte 8000ar🌼Livraiso...
28/05/2026

🌸 Tolory zavatra mamikely neny🌸
Mbola idée cadeau fête des mères ihany aloha
🌼Tout à 5000ar🌼
🌼si avec boîte 8000ar🌼
Livraison partout

❌Allo allo❌🔥 Idée cadeau 🔥Aza adino fa 5000ar foana hatreto ireto cordon rouge sy noir ireto anh☺️🔥Main de fatma 🔥 Oeil ...
28/05/2026

❌Allo allo❌
🔥 Idée cadeau 🔥
Aza adino fa 5000ar foana hatreto ireto cordon rouge sy noir ireto anh☺️

🔥Main de fatma
🔥 Oeil bleu
🔥St Benoît
🔥St Michel

Cordon rouge : Porte bonheur/ chance/money
Cordon noir : Force /protection

Manana boîte isika raha asiana boîte

Ahoana hoy ianareo😊Asiantsika live tout à 5000ar ve alohan'ity fetin'ny reny ity😊Lunette,kojakoja, bracelet,sns...Raha b...
28/05/2026

Ahoana hoy ianareo😊
Asiantsika live tout à 5000ar ve alohan'ity fetin'ny reny ity😊
Lunette,kojakoja, bracelet,sns...
Raha betsaka nareo no liana dia ataontsika rahampitso zoma ariva dia livrena samedi daholo
sa ahoana 😊

Address

Itaosy Terminus Bus Hopitaly
Antananarivo
TANA

Telephone

+261349069378

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miavaka sy Kanto page officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Miavaka sy Kanto page officiel:

Share