SOA Ïo

Website

SOA Ïo ✨Ny soa sy ny tsara no atolotra anio😊🙏🏼

Tsy misy olana fa efa mazava be kosa eh 😀💥
08/06/2026

Tsy misy olana fa efa mazava be kosa eh 😀💥

Ndryyy🥹🥺, Aleo ny sary no hiteny
06/06/2026

Ndryyy🥹🥺,
Aleo ny sary no hiteny

Mba ataovy matotra ity passage ity eh 😂😂,, aiza ny trottoir 😅😅
03/06/2026

Mba ataovy matotra ity passage ity eh 😂😂,, aiza ny trottoir 😅😅

Raha nijery ilay Baolina omaly, oatrany hoe France sy Maroc 😂😂, @ ilay Maillot 💥
03/06/2026

Raha nijery ilay Baolina omaly, oatrany hoe France sy Maroc 😂😂, @ ilay Maillot 💥

Taitra enao hoe very nisy naka teto ny fiarako 🙆 kay ny Commune tena manao ny asany🤨
02/06/2026

Taitra enao hoe very nisy naka teto ny fiarako 🙆 kay ny Commune tena manao ny asany🤨

Madidio be ny eny petite vitesse 🙃💥
02/06/2026

Madidio be ny eny petite vitesse 🙃💥

Aona ty zalah🤭
05/05/2026

Aona ty zalah🤭

Voasambotra ny alin’ny sabotsy teo i Naivo Raholdina, depioten'i Madagasikara voafidy tao amin'ny boriboritany fahadimy (5ème Arrondissement) Antananarivo. Nentina any Fiadanana izy ary hanaovana fanadihadiana.

Ny antony fisamborana kosa no mbola tsy nahazoana angom-baovao. Vao avy nodidiana, nitsabo tena tany ivelany i Naivo Raholdina ity voasambotra ity.

Tsy teto Madagasikara mihitsy izy tao anatin’ny volana maromaro. Ny zoma teo izy no nigadona an-tanindrazana ary no nosamborina teny an-tranony teny Analamahitsy, araka ny loharanom-baovao hatrany.

Marihina fa ny depiote Naivo Raholdina dia mpikambana ao amin'ny vondrona politika IRMAR (Isika Rehetra Miaraka amin'i Andry Rajoelina).

©️ Gazetiko

Humm..ahoana n'y hevitrareo?? 🤔
05/05/2026

Humm..ahoana n'y hevitrareo?? 🤔

Mafy ranamana Chauffeur ity, sady mihinambary no mandeh 💥 Taxi be 😁
09/12/2025

Mafy ranamana Chauffeur ity, sady mihinambary no mandeh 💥 Taxi be 😁

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOA Ïo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share