19/10/2026
🎉 VAOVAO MAHAFINARITRA AVY AMIN’NY VOKATRA MIRAY! 🎉
Mihitatra hatrany ny Vokatra Miray! ❤️🌾
Faly izahay mampahafantatra anareo fa efa hita ao amin’ny Shop Liantsoa ihany koa ny vokatra Miray! 🛍️✨
🙏 Misaotra indrindra anareo rehetra izay efa matoky sy misafidy ny vokatra Miray. Ny fitokisanareo no hery manosika anay hanohy sy hivoatra hatrany!
📍 AHITANA NY VOKATRA MIRAY :
🛒 Carrefour 🛒 Jumbo Score 🛒 KIBO 🛒 ATOM 🛒 Shop Liantsoa
🌍 Ho anareo any ivelan’i Madagasikara kosa, afaka mandefa commande hatrany ianareo! Aza misalasala mifandray aminay amin’ny alalan’ny hafatra na antso.
🎉 BONNE NOUVELLE AVEC VOKATRA MIRAY ! 🎉
Notre réseau de distribution continue de s’agrandir ! ❤️🌾
Nous avons le plaisir de vous annoncer que les produits Vokatra Miray sont désormais également disponibles chez Shop Liantsoa ! 🛍️✨
🙏 Un grand merci à tous nos clients et partenaires pour leur confiance et leur fidélité. Votre soutien nous encourage à aller toujours plus loin !
📍 RETROUVEZ NOS PRODUITS CHEZ :
🛒 Carrefour 🛒 Jumbo Score 🛒 KIBO 🛒 ATOM 🛒 Shop Liantsoa
🌍 Vous êtes à l’étranger ? Vous pouvez également passer vos commandes à distance !
Contactez-nous dès maintenant par message ou par téléphone.
❤️ Vokatra Miray hatrany ❤️