Vert & Sain

Vert & Sain 🍎🥬 “Croquez la fraîcheur chaque jour ! Ici, vous trouverez des fruits et légumes frais, naturels et riches en nutriments pour une vie saine et pleine d’énergie.

soigneusement sélectionnés, livrés directement chez vous ! 🛒🚚 Passez vos commandes ❤️

🥗 Mbola misakafo ve ianao sa mamelona ny vatanao?😎 Isan'andro isika miasa, mihazakazaka, ary reraka. Fa inona no omenao ...
21/07/2026

🥗 Mbola misakafo ve ianao sa mamelona ny vatanao?

😎 Isan'andro isika miasa, mihazakazaka, ary reraka. Fa inona no omenao ny vatanao?
Ny sakafo maivana sy vaovao dia afaka manampy anao:
✅ Hahatsapa hery mandritra ny tontolo andro.
✅ Haharitra ela tsy ho noana.
✅ Hahazo otrikaina ilain'ny vatana.
✅ Hahatsapa ho maivana sy salama.

🥗 Ao amin'ny Vert et Sain, ny tanjonay dia ny hanolotra sakafo vaovao, voalanjalanja ary matsiro, natao hanampy anao hikarakara ny fahasalamanao isan'andro.

Ahitanao ireo karazana Salade @ tsiro hafakely,
Ahitana legioma na voankazo na karazana fromage, charcuterie 😋😋

💚 Mihinàna mahasalama, miaina tsara.
Lazao aminay ao amin'ny commentaire: 👉 Inona no salade tianao indrindra? 🥗

Address

Tananarive
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vert & Sain posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share