24/10/2026
🎉 Faly ny TAF Madagascar miara-mankalaza ny faha-3 taonan’ny Carrefour Madagascar ❤️
🎉 Ho fanamarihana izany dia tongava manandrana ireo vokatra TAF ary araraoty ireo fihenam-bidy izay atolotray! 😋
🎉🥳 FENO 3 TAONA NY TRANOMBAROTRA CARREFOUR !
❤️ 3 taona niarahana taminareo, 3 taona feno fifaliana, tolotra manokana ary fotoana tsy hay hadinoina ! Ary mendrika hankalazaina miaraka aminareo izany ! 🎂✨
📅 Manomboka izao ka hatramin’ny 8 Novambra, tongava mankalaza ny tsingerintaonan’ny Carrefour miaraka aminay ! 🛒🎊
🎁 Promo manokana, lalao ary loka maro be no miandry anareo mandritra ireo herinandro fankalazana !
🎟️💥 Ary mazava ho azy fa miverina indray ny TOMBOLA LEHIBE !
🏆 Ireto avy ireo loka mety ho azonareo :
🏍️ Loka n° 1 : Moto
💳 Loka n° 2 : Bon d’achat mitentina 500 000 Ar
🍽️ Loka n° 3 : Sakafo ho an’olon-droa any amin’ny restaurant
🎁 Loka n° 4 : Harona misy vokatra STAR
🛍️ Loka n° 5 : Harona misy vokatra HYGEA BRITA
🛒 Loka n° 6 : Harona misy vokatra TAF
🍦 Loka n° 7 : Harona misy vokatra sy goodies PROPAIN
🎁 Loka n° 8 : Harona misy vokatra sy goodies BASAN
🥛 Loka n° 9 : Harona misy vokatra sy goodies YOPLAIT
☕ Loka n° 10 : Harona misy vokatra SOMADIS
⚡ Loka n° 11 : Harona misy vokatra NIVO
🏠 Loka n° 12 : Fitaovana elektrônika an-trano
📌 Autorisation n° SeL/110/DG/26
📝 Ahoana ny fomba fandraisana anjara ?
Tsotra dia tsotra ! 😍 Isaky ny mividy entana ao amin’ny Carrefour ianareo, na inona na inona sandan’ny vidin’entana, dia mahazo ticket tombola iray. Fenoy izany ary atsofohy ao anatin’ny urne natokana ho amin’izany. 🎫✨
❤️ Ny tsingerintaona anay, fa ny fanomezana ho anareo !
🥳 Tongava maro ary miaraha mankalaza ny faha-3 taonan’ny Carrefour ! Mety ho anareo ny iray amin’ireo loka ireo ! 🎁🎊
----------------------------------------------------------------------
🎉🥳 CARREFOUR FÊTE SES 3 ANS ! 🥳🎉
❤️ 3 ans à vos côtés, 3 ans de bonheur, de promotions spéciales et de moments inoubliables ! Et ça mérite une grande fête à partager avec vous ! 🎂✨
📅 Jusqu’au 8 novembre, venez célébrer l’anniversaire de Carrefour avec nous ! 🛒🎊
🎁 Promotions spéciales, jeux et nombreux lots vous attendent pendant ces trois semaines de festivités !
🎟️💥 Et bien sûr, LA GRANDE TOMBOLA CARREFOUR EST DE RETOUR !
🏆 Découvrez les lots que vous pouvez gagner :
🏍️ Lot n° 1 : Une moto
💳 Lot n° 2 : Un bon d’achat de 500 000 Ar
🍽️ Lot n° 3 : Un repas pour deux personnes au restaurant
🎁 Lot n° 4 : Un panier de produits STAR
🛍️ Lot n° 5 : Un panier de produits HYGEA BRITA
🛒 Lot n° 6 : Un panier de produits TAF
🍦 Lot n° 7 : Un panier de produits et goodies PROPAIN
🎁 Lot n° 8 : Un panier de produits et goodies BASAN
🥛 Lot n° 9 : Un panier de produits et goodies YOPLAIT
☕ Lot n° 10 : Un panier de produits SOMADIS
⚡ Lot n° 11 : Un panier de produits NIVO
🏠 Lot n° 12 : Un lot d’électroménager
📌 Autorisation n° SeL/110/DG/26
📝 Comment participer ?
C’est très simple ! 😍 À chaque achat effectué chez Carrefour, quel que soit le montant, vous recevez un ticket de tombola. Remplissez-le et déposez-le dans l’urne prévue à cet effet. 🎫✨
❤️ C’est notre anniversaire, mais les cadeaux sont pour vous !
🥳 Venez nombreux célébrer les 3 ans de Carrefour avec nous ! L’un de ces nombreux lots pourrait bien être à vous ! 🎁🎊