Tsena Kisoa Mada

Tsena Kisoa Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena Kisoa Mada, Farmers market, 101, Antananarivo.

15/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fitiavana Rakotonarivo, Antsamirindra Raharisoa

08/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hertina Michel, Gramdal Pewfan

🚨  TSENA KISOA MADA 🚨💥 Raha mpiompy na mpikarakara kisoa ianao dia aza mandalo fotsiny…Mety ho anao ity FORMULE PROVANDE...
03/04/2026

🚨 TSENA KISOA MADA 🚨
💥 Raha mpiompy na mpikarakara kisoa ianao dia aza mandalo fotsiny…
Mety ho anao ity FORMULE PROVANDE MAIMAIM-POANA ity! 🐖🔥
👉 Ahoana no hahazoana azy? (Tsotra be)
✅ PARTAGE-o ity publication ity
✅ Alefaso amin’ny GROUPE 3 (na mihoatra)
✅ Manorata commentaire hoe:
➡️ "VITA" + anaran’ireo groupe nanaovanao partage
🎁 LOKA HO AZO: 🥇 Formule provande 100% GRATUIT
➡️ Hanampy anao hampitombo lanja sy tombombarotra 💰
⏳ Tsy maharitra ela!

⚠️ Zava-dehibe:
Ataovy PUBLIC ny partage-nao
Raha tsy hita dia tsy tafiditra

🔥 Aza miandry ela… ➡️ Ny hafa efa mandray anjara sahady
➡️ Mety ianao indray no hahazo tombony amin’ity!
💬 Alefaso “VITA” izao dia hiditra ho azy!

01/04/2026

🤔Mba misy vokany ihany ve ilay VOVOKA POISSON D'AVRIL E🤔

01/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Viviane Ratovonirina, Ratsimitsitsy Jackobis, Seheno Nomenjanahary, Chardo Ascard, Miantsatiana Mariah

🔥 SAKAFO HO AN’NY KISOA ANDROANY! 🔥Misy manao 👉 hanimasaka 🍲Misy manao 👉 provende 🥣Misy koa 👉 manamboatra formule azy ma...
31/03/2026

🔥 SAKAFO HO AN’NY KISOA ANDROANY! 🔥
Misy manao 👉 hanimasaka 🍲
Misy manao 👉 provende 🥣
Misy koa 👉 manamboatra formule azy manokana 📊
❓ Fa ianao kosa manao ahoana?
💬 Aza afenina fa zarao eto amin’ny commentaire
➡️ Inona no sakafo ampiasainao?
➡️ Inona no nahomby taminao?
➡️ Ahoana ny vokatra hitanao?
🎯 Mety ny traikefanao no hanampy mpiompy hafa hahazo vokatra tsara kokoa!
⚡ Tsena Kisoa Mada = tsy varotra ihany fa fifampizarana traikefa koa
👇👇👇
Alefaso ny commentaire-nao fa andao hifampianatra!

🔥 Efa manakaiky ny Paka… vonona ve ianao? 🔥Efa betsaka izao ny olona miomana: 🌽 Mividy katsaka🌾 Manangona sakafo🐖 Mikara...
29/03/2026

🔥 Efa manakaiky ny Paka… vonona ve ianao? 🔥
Efa betsaka izao ny olona miomana: 🌽 Mividy katsaka
🌾 Manangona sakafo
🐖 Mikarakara kisoa ho vonona amin’ny tsena
👉 Fa ianao kosa?
⚠️ Tadidio tsara: Rehefa tapitra ny Paka… ➡️ Maro no hanomboka hitady zanakisoa indray
➡️ Fa ny efa voaomana mialoha ihany no hahazo tombony!
💡 Toro-hevitra ho an’ny mpivarotra: ✔️ Omano dieny izao ny zanakisoa
Zao de efa mampafantatra olona
✔️ Ataovy vonona tsara (salama, efa voakarakara)
✔️ Aleo mialoha ny hafa fa tsy miandry rehefa efa be mpifaninana
🔥 Satria ny marina: 👉 Rehefa tonga ny fotoana, lasa aloha ny an’olona efa vonona

🐖 Fanontaniana tsotra… fa manapa-kevitra ny tombom-barotrao:👉 Mividy kisoa aloha ve ianao…👉 Sa manamboatra ny tranony va...
24/03/2026

🐖 Fanontaniana tsotra… fa manapa-kevitra ny tombom-barotrao:
👉 Mividy kisoa aloha ve ianao…
👉 Sa manamboatra ny tranony vao mividy?
📌 Ny marina:
Ny mpiompy mahomby dia miomana aloha — satria ny tontolo iainan’ny kisoa no mamaritra ny fitomboany sy ny vokatra azo.
💡 Raha efa vonona ny tranonao, izao no fotoana hanombohana:
🐖 Zanakisoa Peitrin – 2 mois
✔️ Salama tsara, voakarakara
✔️ Vonona hoentina mody sy hovelomina avy hatrany
✔️ Safidy tsara ho an’izay mitady vokatra haingana
🔥 Offre spéciale (voafetra): 190 000 Ar / isan-kisoa
⚠️ 5 sisa tavela
⏳ Tsy miandry ela ny tsena:
Izay mandray fanapahan-kevitra haingana no mahazo tombony
📞 Antsoy dieny izao: 034 77 205 89
🎯 Aza miandry ho very vintana — raha vonona ianao, dia raiso ny dingana manaraka.

“Aza maka vavy rehefa hanatavy…” hoy ry zareo 🤔Fa ny fanontaniana:👉 Efa nanandrana ve sa manaraka resaka fotsiny ?💡 Raha...
23/03/2026

“Aza maka vavy rehefa hanatavy…” hoy ry zareo 🤔
Fa ny fanontaniana:
👉 Efa nanandrana ve sa manaraka resaka fotsiny ?
💡 Raha za manokana:
Ny kisoa VAVY no tena nanambina ahy hatrizay.
✔️ Mitombo tsara
✔️ Tsy sarotra karakaraina
✔️ Mahavita tombony raha voafehy tsara
🔥 Zanakisoa avy any Ivato – Perin 🔥
👉 50 jours
👉 Efa vita traitement
👉 Salama tsara
📦 6 sisa no dispo :
🐖 Vavy 5
🐖 Lahy 1
⚠️ Efa misy nanao réservation sahady !
👉 Izay tonga aloha ihany no mahazo sisa
💡 Ho an’izay tena liana: aza miandry ela
📍 Toerana: Ivato fianarana (lalana alohan' anjomakely )
📞 Ny tsara: miantso mivantana 0347720589
⚡ Tsy mitahiry ela — mety ho lany androany !

🐖 TANTARA MARINA AVY ENY IVATO ANJOMAKELY 🇲🇬Misy mpiompy iray eny Ivato Anjomakely…Tsy kivy, na dia mafy aza ny fiompian...
20/03/2026

🐖 TANTARA MARINA AVY ENY IVATO ANJOMAKELY 🇲🇬
Misy mpiompy iray eny Ivato Anjomakely…
Tsy kivy, na dia mafy aza ny fiompiana.
Nanapa-kevitra izy hanohy…
Nikarakara tsara ny kisoany…
👉 Dia izao ny valiny :
Niteraka 10 ilay kisoa vavy! 🎉🐷
Faly be izy… satria hita fa mivaly ny faharetana.
💡 Hafatra ho anao mpiompy :
Tsy mora ny fiompiana…
Fa raha mahay miaritra sy mikarakara tsara ianao, misy vokany foana!
🔥 Aza kivy amin’ny tsena…
🔥 Aza kivy amin’ny sakana…
👉 Ny fahombiazana dia ho an’izay tsy miala.
💬 Raha ianao koa mpiompy, soraty hoe :
“TSY KIVY ZA!”

19/03/2026

Address

101
Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Kisoa Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category