Nalefan'ny Moly

Nalefan'ny Moly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nalefan'ny Moly, Grocers, Bira, Antananarivo.

Tany ho any😆😆
15/04/2026

Tany ho any😆😆

14/04/2026

Ry vehivavy malalako💦 tsaratsara kokoa ny mimasta toy izay mampirafy.

12/04/2026

Fa maninona ny mpivarotena ao ambositra no manao teny tokana?
Zao ilay volako nividianako akoho💰

12/04/2026

Rehefa tena tinao ny vadinao ao antrano,de hitahy anao manokana Andriamanitra mba tsy ho tratra rehefa mampirafy.tapeo ny amen be!

11/04/2026

Coucou kely nareo vehivavy miasa mafy nefa tsy vady tsy zanaka😆ezaka diso!

11/04/2026
11/04/2026

Atao ahoana ny mitazona taimbo zareo fa tena vetivety kely de tonga🥲

10/04/2026

Raha mbola tsy nisy ex niverina taminao de sasao tsara ny fouuurnao🤧fa mbola Tara n-dri!

10/04/2026

Rehefa raikitra ny divorce, tsy misy vehivavy
mangataka ny hiverenan'ny fitiavana zany fa ny
fizarana ny vola no mahafaty azy.

09/04/2026

Ny vehivavy manambady rehetra dia manana an'ilay bandy iray tena tiany mihoatra noho ny vadiny🫣

09/04/2026

Aiza ny firenena be mpilely indrindra?

Address

Bira
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nalefan'ny Moly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category