OASIS SHOP

Call Contact the business

OASIS SHOP DISTRIBUTEUR GROSSISTE
MARCHANDISES GÉNÉRALES

Tel: 038 07 007 02 / 038 07 007 40 / 038 37 007 37

🧽✨ SAKAIZA TSY FOINAO! ✨🧽Mitady liquide vaisselle mampadio sy manala tsara ny menaka amin'ny lovianao ve ianao? 😍Aza mit...
01/10/2026

🧽✨ SAKAIZA TSY FOINAO! ✨🧽

Mitady liquide vaisselle mampadio sy manala tsara ny menaka amin'ny lovianao ve ianao? 😍
Aza mitady lavitra intsony fa efa afaka jifainao ato amin’ny Oasis Shop ny Impec Liquide Vaisselle, misy amin’ny habe samihafa:

💚 MINI
💗 MIDI
💛 MAXI

📍 Oasis Shop Tsaralalana : 038 07 007 02
📍 Oasis Shop Andravoahangy : 038 07 007 40
📍 Oasis Shop en face Anjary : 038 37 007 37

👉 Tongava ato amin’ny Oasis Shop ary fidio ny habe mety aminao!

☕✨ Mamy, matsiro kokoa ny fotoana miaraka amin’i CHERI MAMMA! 😋Mitady Lait concentrée sucrée hanampy tsiro ny kafe na ka...
25/09/2026

☕✨ Mamy, matsiro kokoa ny fotoana miaraka amin’i CHERI MAMMA! 😋

Mitady Lait concentrée sucrée hanampy tsiro ny kafe na karaza-tsakafo samihafa ve ianao?
🤎 CHERI MAMMA 1 KG dia afaka manampy ilay tsiro mamy kely tena ankafizinao:

🥐 Ho an’ny sakafo maraina
☕ Ho an’ny kafe sy zava-pisotro
🍰 Ho an’ny desserts sy pâtisseries
Aza tara ary fa efa hitanareo amin'ny OASIS SHOP akaiky anareo amin'ireto ny CHERI MAMA
📍 Tsaralalàna — 038 07 007 02
📍 Andravoahangy — 038 07 007 40
📍 En face Anjary — 038 37 007 37

MIVOHA IZAHAY RAHAMPITSO! 💚Rahampitso dia misokatra avokoa ny OASIS SHOP ary vonona handray anao! 🛍️✨Aza misalasala mand...
24/09/2026

MIVOHA IZAHAY RAHAMPITSO! 💚

Rahampitso dia misokatra avokoa ny OASIS SHOP ary vonona handray anao! 🛍️✨

Aza misalasala mandalo eny amin’ny tranombarotra raha misy zavatra ilainao. 😊

📍 OASIS SHOP Tsaralalàna — 038 07 007 02
📍 OASIS SHOP Andravoahangy — 038 07 007 40
📍 OASIS SHOP en face Anjary — 038 37 007 37

💚 OASIS SHOP — Tongasoa hatrany!

🥞✨ Mamy sy tsara ary tena mahafinaritra! 😋Miaraka amin’ny Cèbon Sweetened Condensed Filled Milk, vao mainka miavaka ny t...
24/09/2026

🥞✨ Mamy sy tsara ary tena mahafinaritra! 😋

Miaraka amin’ny Cèbon Sweetened Condensed Filled Milk, vao mainka miavaka ny tsiron’ny pancakes, crêpes, flan, fruits ary ireo desserts isan-karazany. 🥛🍓🍮

Kely fotsiny dia efa afaka manampy tsiro mamy sy texture tsara amin’ny recette-nao. ❤️

💬 Inona no recette hataonao voalohany miaraka amin’i Cèbon?
🥞 Pancakes | 🍓 Fruits | 🍮 Flan | 🍰 Dessert

📍 Azo alaina ao amin’ny Oasis Shop :
📌 Tsaralalàna — 038 07 007 02
📌 Andravoahangy — 038 07 007 40
📌 En face Anjary — 038 37 007 37

💜 MILLAC CHAMPION – 25 KGVovondronono mamy natao hanomezana fahafaham-po ho anao 🥛✨📍 OASIS SHOP Tsaralalàna — 038 07 007...
23/09/2026

💜 MILLAC CHAMPION – 25 KG
Vovondronono mamy natao hanomezana fahafaham-po ho anao 🥛✨

📍 OASIS SHOP Tsaralalàna — 038 07 007 02
📍 OASIS SHOP Andravoahangy — 038 07 007 40
📍 OASIS SHOP en face Anjary — 038 37 007 37

👉 Aza tara fa tongava ao amin’ny OASIS SHOP! 🛒💚

🌽✨ ARRIVAGE ATO AMIN’NY OASIS SHOP !Tonga indray ny C’BON Maïs Doux 🌽💛, mety tsara miaraka amin’ny salady, pizza, sakafo...
22/09/2026

🌽✨ ARRIVAGE ATO AMIN’NY OASIS SHOP !

Tonga indray ny C’BON Maïs Doux 🌽💛, mety tsara miaraka amin’ny salady, pizza, sakafo isan-karazany ary ireo karazan-tsakafo tianao. 😋🍴

🛒 Tongava ao amin’ny OASIS SHOP ary raiso dieny izao !
📍 Tsaralalàna
📍 Andravohangy
📍 En face Anjary

📞 038 07 007 02 | 038 07 007 40 | 038 37 007 37

# OasisShop

HUILE D’ARACHIDE FITIAMitady menaka manome tsiro miavaka ny sakafonao ve ianao? 😍Andramo ny Huile d’Arachide Fitia 🌻✅ 10...
22/09/2026

HUILE D’ARACHIDE FITIA

Mitady menaka manome tsiro miavaka ny sakafonao ve ianao? 😍

Andramo ny Huile d’Arachide Fitia 🌻
✅ 100 % naturelle
✅ Vita avy amin’ny voanjo eto Madagasikara
✅ Misy amin’ny 500 ml sy 1 L

Ho an’ny sakafo isan’andro, fidio ny kalitao sy ny tsiro voajanahary! 🍽️💚

🛒 Efa misy ato amin’ny OASIS SHOP!

📍 Tsaralalàna : 038 07 007 02
📍 Andravoahangy : 038 07 007 40
📍 En face Anjary : 038 37 007 37

📲 Alefaso dieny izao ny commande-nao, ary ankafizo ny tsiron’ny Huile d’Arachide Fitia! 💛

✨ TOPPING EXPRESS –DANICA Ho an'ny pâtisserie, ary boulangerie! 🍰🧁🥐Te hanao cake, tsindrin-tsakafo, na sakafo matsiro ve...
16/09/2026

✨ TOPPING EXPRESS –DANICA
Ho an'ny pâtisserie, ary boulangerie! 🍰🧁🥐

Te hanao cake, tsindrin-tsakafo, na sakafo matsiro ve ianao? Tongava manjifa ato amin'ny Oasis Shop fa ilainaoa amin'ny nahandronao ireto produits ireto.

Mora ampiasaina, mifangaro tsara ary manamora ny fikarakarana ny sakafonao! 😉

🛒 Efa misy amin'ny magazay Oasis Shop rehetra:
📍 Tsaralalana – 📞 038 07 007 02
📍 Andravoahangy – 📞 038 07 007 40
📍 En face Anjary – 📞 038 37 007 37

🐟✨ ARRIVAGE ATO AMIN’NY OASIS SHOP ! ✨🐟Tonga ato amin’ny OASIS SHOP ny Sardines à l’huile ROBERTO, matsiro ary afaka amp...
08/09/2026

🐟✨ ARRIVAGE ATO AMIN’NY OASIS SHOP ! ✨🐟

Tonga ato amin’ny OASIS SHOP ny Sardines à l’huile ROBERTO, matsiro ary afaka ampiarahina amin’ny sakafo isan-karazany. 😋🍴

💚 Matsiro
💚 Manankarena protéine
💚 Mety ho an’ny fianakaviana iray manontolo

📦 Disponible dès maintenant ato amin’ny OASIS SHOP !

# OasisShop #️⃣ Hashtags

🎒 KELY SISA EEEEE 📚✏️Efa azo jifainao ho an'ny fitaovan'ny mpianatra  ireto CRAYONS, STYLOS ary FEUTRES ireto eny amin'i...
02/09/2026

🎒 KELY SISA EEEEE 📚✏️

Efa azo jifainao ho an'ny fitaovan'ny mpianatra ireto CRAYONS, STYLOS ary FEUTRES ireto eny amin'ireo Oasis Shop akaiky anao.
Misy ihany koa ireo karazana entana ankotran'ny fitaovam-pianarana ilainao!

📍 Ireo toerana hahitana anay:
Oasis Shop Tsaralalana — 📞 038 07 007 02
Oasis Shop Andravoahangy — 📞 038 07 007 40
Oasis Shop en face Anjary — 📞 038 37 007 37

Safidio hatrany ny Oasis Shop, fa tena mirary no azo antoka hatrany! 🏃‍♂️💨

Address

-> IBM 73 TSARALALANA (En Face Etablissement GALLOIS), ,/> ANDRAVOAHANGY (près De Caisse D'épargne)
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:30 - 17:00
Tuesday 06:30 - 17:00
Wednesday 06:30 - 17:00
Thursday 06:30 - 17:00
Friday 06:30 - 17:00
Saturday 06:30 - 16:00

Telephone

+261380700702

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OASIS SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OASIS SHOP:

Shortcuts

Share

Category