Colla Vita

Colla Vita Vente de collagène naturel

Merci Jaovavy -Officiel 🙏💚
20/05/2026

Merci Jaovavy -Officiel 🙏💚

🇲🇬🥰 Mahafaly foana ny mahazo retour tahak’izao avy aminareo. Ity cliente iray ity izao nanao ✨Glow 30 jours une fois fot...
16/05/2026

🇲🇬🥰 Mahafaly foana ny mahazo retour tahak’izao avy aminareo.

Ity cliente iray ity izao nanao ✨Glow 30 jours une fois fotsiny dia efa nahita résultat.

Ary ianao? 😊

ℹ️ Ho fanatsarana ny collagène omena anareo, dia ho feranay ny isan’ny production isanandro mba ho voahaja foana ny kalitao, manomboka amin’iny erinandro iny.

🙏 Isaorana foana ianareo mahatoky anay. 💚

☝️Aza misalasala mandefa hafatra rehefa misy fanamarihana afahana mivoatra hatrany. ☺️
_________________________________________________________________

🇨🇵🥰 Ça fait toujours plaisir de recevoir des retours comme celui-ci de votre part.

Cette cliente, par exemple, n’a fait le programme ✨Glow 30 jours qu’une seule fois et a déjà vu des résultats.

Et vous ? 😊

ℹ️ Afin de garantir la qualité de nos produits, nous allons limiter le nombre de productions par jour à partir de la semaine prochaine.

🙏 Merci infiniment pour votre confance. 💚

☝️N’hésitez pas à nous envoyer un message si vous avez des remarques ou suggestions qui pourraient nous aider à nous améliorer davantage. ☺️

✨𝗙𝗮𝗻𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗶𝘁𝗮 :« Hafiriana 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒊𝒕𝒂 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒛𝒚 𝒊𝒕𝒚? »Miankina amin’ny toe-batan’ny tsirairay izy io...
10/05/2026

✨𝗙𝗮𝗻𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗶𝘁𝗮 :

« Hafiriana 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒊𝒕𝒂 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒛𝒚 𝒊𝒕𝒚? »

Miankina amin’ny toe-batan’ny tsirairay izy io.
Kanefa amin’ny akapobehiny dia :

📅 𝗔𝗽𝗿è𝘀 𝟮 à 𝟰 𝘀𝗲𝗺𝗮𝗶𝗻𝗲𝘀 :
✨ hoditra malefaka kokoa
✨ tarehy mazava kokoa
✨ meilleure hydratation
✨ vatana tsy reraka be intsony

📅 𝗔𝗽𝗿è𝘀 𝟭 à 𝟯 𝗺𝗼𝗶𝘀 :
🔥 hita be ny fivoaran’ny hoditra
🔥 volo sy hoho mafy kokoa
🔥 mihena ny douleurs articulaires
🔥 meilleure récupération sy maintien du corps

📅 𝙈𝙗𝙖 𝙝𝙤 𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙫𝙤𝙠𝙖𝙣𝙮 :
Ny tena important dia ny 𝗿é𝗴𝘂𝗹𝗮𝗿𝗶𝘁é 💯
Ny collagène dia miasa tsikelikely ao anatin’ny vatana.
Maro ny olona manao cure de 3 mois minimum vao tena mahita résultats 👌

🥄 𝗖𝗼𝗻𝘀𝗲𝗶𝗹 :
2 sotro isan’andro. Tadidio fa zavatra maharitra sy tsy miovaova no tian’ny vatana.

✨ Ny 𝗖𝗼𝗹𝗹𝗮 𝗩𝗶𝘁𝗮 dia tsy manova anao anaty 2 andro…
Fa rehefa mandeha ny fotoana, dia tsy takona afenina ny vokany.

Nous sommes actuellement présents à la Journée Santé et Bien-être pour Tous à l’État Major de l’Armée de l’Air – Ambohid...
09/05/2026

Nous sommes actuellement présents à la Journée Santé et Bien-être pour Tous à l’État Major de l’Armée de l’Air – Ambohidahy

L’équipe de Colla Vita vous accueille toute la journée pour :
• Découvrir notre produit
• Le déguster sur place
• Poser vos questions et en apprendre davantage sur ses bienfaits et son utilisation

🎁 Offre spéciale aujourd’hui :
Bénéficiez de -10% sur l’abonnement 1 mois pour toute inscription effectuée directement sur place.
Nous vous attendons avec plaisir 💛

05/05/2026

🕊️Ny FI.VA.MI - Etat - Major de l’Armée de l’Air (EMAA) Ambohidahy dia manomana :

🌿HETSIKA HO AN’NY FAHASALAMANA🌿

📢 izay misokatra ho an’ny fianakaviamben’ny Tafika Malagasy sy ho an’ireo maniry hisitraka izany 🙏

🕗Sabotsy 09 May 2026 ho avy izao manomboka amin’ny 08 ora maraina.

🌿Ahitana mpandray anjara maro matihanina amin’ny fahasalamana.

👉 TONGAVA MARO ✈️🚁🙏

Faly izahay mampafantatra anareo fa mandray anjara voalohany amin’itony toerana azo hanaovana ranty itony izahay. ☺️🙏 Mi...
04/05/2026

Faly izahay mampafantatra anareo fa mandray anjara voalohany amin’itony toerana azo hanaovana ranty itony izahay. ☺️

🙏 Misaotra antsika rehetra mpanjifa nahatoky hatramin’izay sy mbola matoky hatramin’izao.

Mirary fahasalamana sy hatanorana hatrany ☺️

21/04/2026

T’arrive à la salle et on te dit que tu as un colis … parce que maintenant tu reçois des « cadeaux » 😝
Je connaissais pas du tout la marque donc, go tester huhu
Moi tu me parles de collagène, tu parles de jeunesse « éternelle » direct à mon cerveau hahaha 😝
Merci Mizin Rak alias Colla Vita 😅

21/04/2026

Le collagène. Explication en vidéo.

Pack ✨𝑮𝑳𝑶𝑾 30 𝒋𝒐𝒖𝒓𝒔 :• PM (250g) : 40.000Ar / mois  • GM (525g) : 80.000Ar / mois  📦 Livraison :  Mahazo livraison 1 isa...
14/04/2026

Pack ✨𝑮𝑳𝑶𝑾 30 𝒋𝒐𝒖𝒓𝒔 :

• PM (250g) : 40.000Ar / mois
• GM (525g) : 80.000Ar / mois

📦 Livraison :
Mahazo livraison 1 isan-kerinandro (total 4 livraisons).

🚚 Ny frais de livraison sisa no alohanao mitokana.

09/04/2026

Salama daholo..

Vaovao tsara,
nahazo service de livraison isika.
Tsy tapaka ny livraison antsika.

Merci et bonne journée daholo. ☺️

Address

Faravohitra Anosy Avaratra
Anosy Avaratra
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Colla Vita posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share